background top icon
background center wave icon
background filled rhombus icon
background two lines icon
background stroke rhombus icon

Скачати "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"

input logo icon
Теги відео
|

Теги відео

Jesosy
Fifohazana
Ankaramalaza
Tobilehibe
Mama Nenilava
Nenilava
Dadatoa Bruno
Fiangonana Loterana Malagasy
FLM
Toriteny
Eglise luthérienne malgache
Madagascar
Madagasikara
Faminaniana
Faminanian'i Nenilava
Hira sy filazantsara
Fampianarana
Tantaran'ny Fifohazana
tantaran'ny fifohazana
fifohazana
ankaramalaza
mama nenilava
nenilava
famiananian'i nenilava
isan-taona 2013
tantaran'i nenilava
Tantaran'i Nenilava
Fanehoam-panokanana
jobily
dadatoa bruno
У вас вже встановлено UDL Helper Ви можете завантажувати відео в один клік!
Встановлено
для
Google Chrome

Опис:

Toby FLM Betesda Ambohibao, Isan-taona Novambra 2013. Lahateny tamin'ny Jobily faha-30 taonan'ny Fanehoam-panokanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava (14 Jolay 1920, Mandrondra - 22 Janoary 1998, Ankaramalaza) “MITSANGÀNA, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, Ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao, Fa, indro, ny aizina manarona ny tany, Ary ny aizim-pito manarona ny firenena; Fa aminao kosa no iposahan'i Jehovah, ary aminao no isehoan'ny voninahiny. Ary ny firenena manatona ny fahazavanao, Ary ny mpanjaka mankeo amin'ny famirapiratan'ny fiposahanao" Isaia 60:1-3. Fahasoavana ho an’ny firenena Malagasy ny namangian’Andriamanitra azy tamin’ny alalan’ireo raiamandrenin’ny Fifohazana efatra, nanomboka tamin’ny fifohazan’i Dada Rainisoalambo (1894) tao Soatanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava dia nanomboka ny ministerany ny 2 Aogositra 1941. Vehivavy noresahin’i Jesosy Kristy isan’andro i Mama Nenilava. Tany an-danitra no nanokanan’i Jesosy azy hanatanterahany ny asa nanendrena azy, dia ny hanambarana ny hafatry ny Tompo ho an’ny Malagasy sy izao tontolo izao. Nangataka taminy Jesosy Kristy, na teo aza ny fanetren-tenany, ny hanehoana teto an-tany izany fanokanana azy tany an-danitra izany, araka ny tenin'ny Tompo taminy nanao hoe: "Mba ho fantatry ny olona rehetra 'izao no nataoko taminao' " (1). Noho ny famindrampon’Andriamanitra dia tanteraka soa aman-tsara izany Fanehoam-panokanana an’i Mama Nenilava izany tamin’ny 2 Aogositra 1983 tao amin’ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza. Famantaram-paminaniana mamehy ny ministeran'i Mama Nenilava iray manontolo io Fanehoana io, no sady famantaram-panekena, antoka ho amin'ny fahatanterahan'ny teny fikasana nampombain'Andriamanitra an'i Mama Nenilava ho an'ny zanany rehetra. Ny zanany, araka ny famaritan'i Mama Nenilava azy, dia « izay rehetra tia an’i Jesosy », dia izay rehetra mino sy mandray an’i Jesosy Kristy, Izay notoriany, ho Tompo sy Mpamonjy azy, ary miorina sy miaina ny fampianarana nampitainy avy tamin’i Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny hafatr'i Mama Nenilava tamin'i Dadatoa Bruno momba ireo fampianarany ireo: “Soraty, soraty", sy ny hoe: "efa vita ve ny firaketana?", ary koa "tsy izaho Mama no nampanao an'io fa Jesosy" (2). Nampandre ihany koa i Mama Nenilava fa hanadinana ny zanany rehetra ny tenin’Andriamanitra nampitainy. Hoy izy momba izany: "enga anie isika rehetra samy ho afaka ny fanadinana lehibe" (3). Ry mpihaino hajaina, ho anao koa ny teny fikasana raha mandray ianao, koa mazotoa mihaino sy mianatra fa homba anao Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny tenin’Andriamanitra: “minoa an’i Jehovah Andriamanitrareo dia ho tafatoetra hianareo; minoa ny mpaminaniny dia hambinina hianareo” 2 Tantara 20:20. (1) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Isaia toko faha-54 sy ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava - Boky fahenina 'Ny famindram-po ho fanavotana' ", Edisiona Hi&Fi, Febroary 2020, p.16. (2) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava Raiamandreny Tobilehibe Ankaramalaza, Ny teny fito fanendrena ny asa", Edisiona Hi&Fi, Jolay 1999, p.32. (3) 67 Ha ny 16/12/1974; D. Rabarihoela Bruno, "Manoloana ny asa Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava", Edisiona Hi&Fi. Dadatoa Rabarihoela Bruno (1946-2021) - Zanak'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, mpiandry "Fanantenana" (Ankaramalaza, 1976). Nantsoin'i Mama Nenilava hoe "Dadatoa" izy, noho ny tenin'i Jesosy. - Mpiara-miasa sy mpiraki-tsoratra teo amin'i Mama Nenilava nanomboka tamin'ny taona 1974 ka hatramin'ny nahalasanan'i Mama Nenilava tamin'ny taona 1998. - Raiamandreny mpampianatra-mpampiofana ny mpiandry sy ny mpiomana ho mpiandry teo amin'ny Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha nanomboka ny taona 1979. - Mpikaroka-Mpampianatra sy Mpanolo-tsaina momba ny fiaraha-monina sy ny fitondrana. - Mpamoron-kira masina, nanomboka tamin'ny tarika "Bruno sy Malala" niarahany natsangana tamin'i Nenitoa Malala vadiny, Pentekosta 1972. - Filoha-mpanorina ny Fikambanana "Hira sy Filazantsara" niforona tamin'ny taona 1972 tamin'ny alalan'ny tarika "Bruno sy Malala", natokana tao amin'ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza ny 1 Aogositra 1987. Pejy: https://hifi-madanet.org/ Facebook: https://www.facebook.com/unsupportedbrowser Perikopa isan'andro (malagasy): https://hifi-madanet.org/category/perikopa/ Péricope quotidienne (français): https://hifi-madanet.org/category/pericope-fr/ Daily Pericope (english): https://hifi-madanet.org/category/pericope-uk/ Tägliche Perikope (deutsch) : https://hifi-madanet.org/category/perikopede/

Готуємо варіанти завантаження

popular icon
Популярні
hd icon
HD відео
audio icon
Лише звук
total icon
Усі формати
* — Якщо відео програється у новій вкладці, перейдіть до неї, а потім клацніть по відео правою кнопкою миші та виберіть пункт "Зберегти відео як..."
** — Посилання призначене для онлайн відтворення у спеціалізованих плеєрах

Питання щодо скачування відео

mobile menu iconЯк я можу скачати відео "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • Сайт http://unidownloader.com/ - найкращий спосіб скачати відео або аудіо окремо, якщо ви не бажаєте встановлювати програми або розширення.

  • Розширення UDL Helper - це зручна кнопка, яка органічно інтегрується в сайти YouTube, Instagram та OK.ru для швидкого завантаження контенту.

  • Програма UDL Client (для Windows) - найпотужніше рішення, яке підтримує понад 900 сайтів, соціальних мереж і відеохостингів, а також будь-яку якість відео, що доступна на ресурсі.

  • UDL Lite - це дійсно зручний спосіб отримати доступ до веб-сайту з мобільного пристрою. З його допомогою ви можете легко скачати відео безпосередньо на свій смартфон.

mobile menu iconЯкий формат відео "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela" вибрати?mobile menu icon

  • Найкращою якістю відрізняються формати FullHD (1080p), 2K (1440p), 4K (2160p) і 8K (4320p). Чим вища роздільна здатність вашого екрану, тим вищою має бути якість відео. Однак є й інші фактори, які слід враховувати: швидкість завантаження, обсяг вільного місця та продуктивність пристрою під час відтворення.

mobile menu iconЧому мій комп'ютер зависає під час завантаження відео "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • Браузер/комп'ютер не повинен повністю зависати! Якщо це сталося, будь ласка, повідомте про це з посиланням на відео. Іноді відео не вдається скачати безпосередньо у відповідному форматі, тому ми додали можливість конвертувати файл у потрібний формат. У деяких випадках цей процес може активно використовувати ресурси комп'ютера.

mobile menu iconЯк я можу скачати відео "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela" на свій телефон?mobile menu icon

  • Ви можете скачати відео на смартфон за допомогою веб-сайту або PWA-додатку UDL Lite. Також можна надіслати посилання на завантаження через QR-код за допомогою розширення UDL Helper.

mobile menu iconЯк завантажити аудіодоріжку (музику) в MP3 "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • Простіше за все скористатися програмою UDL Client, яка підтримує конвертацію відео у формат MP3. У деяких випадках MP3 також можна завантажити за допомогою розширення UDL Helper.

mobile menu iconЯк зберегти кадр із відео "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • Ця функція доступна в розширенні UDL Helper. Переконайтеся, що в налаштуваннях встановлено прапорець "Показувати кнопку знімка відео". У правому нижньому куті плеєра зліва від іконки "Налаштування" має з'явитися значок камери. Коли ви натиснете на неї, поточний кадр з відео буде збережено на ваш комп'ютер у форматі JPEG.

mobile menu iconСкільки це все коштує?mobile menu icon

  • Ніякої плати не потрібно. Наші сервіси абсолютно безкоштовні для всіх користувачів. Немає ніяких PRO-підписок, ніяких обмежень на кількість або максимальну тривалість відео, що можна скачати.