background top icon
background center wave icon
background filled rhombus icon
background two lines icon
background stroke rhombus icon

Pobrać "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"

input logo icon
Tagi wideo
|

Tagi wideo

Jesosy
Fifohazana
Ankaramalaza
Tobilehibe
Mama Nenilava
Nenilava
Dadatoa Bruno
Fiangonana Loterana Malagasy
FLM
Toriteny
Eglise luthérienne malgache
Madagascar
Madagasikara
Faminaniana
Faminanian'i Nenilava
Hira sy filazantsara
Fampianarana
Tantaran'ny Fifohazana
tantaran'ny fifohazana
fifohazana
ankaramalaza
mama nenilava
nenilava
famiananian'i nenilava
isan-taona 2013
tantaran'i nenilava
Tantaran'i Nenilava
Fanehoam-panokanana
jobily
dadatoa bruno
Masz już zainstalowany UDL Helper Możesz pobrać film za pomocą 1 kliknięcia!
Zainstalowane
dla
Google Chrome

Opis:

Toby FLM Betesda Ambohibao, Isan-taona Novambra 2013. Lahateny tamin'ny Jobily faha-30 taonan'ny Fanehoam-panokanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava (14 Jolay 1920, Mandrondra - 22 Janoary 1998, Ankaramalaza) “MITSANGÀNA, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, Ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao, Fa, indro, ny aizina manarona ny tany, Ary ny aizim-pito manarona ny firenena; Fa aminao kosa no iposahan'i Jehovah, ary aminao no isehoan'ny voninahiny. Ary ny firenena manatona ny fahazavanao, Ary ny mpanjaka mankeo amin'ny famirapiratan'ny fiposahanao" Isaia 60:1-3. Fahasoavana ho an’ny firenena Malagasy ny namangian’Andriamanitra azy tamin’ny alalan’ireo raiamandrenin’ny Fifohazana efatra, nanomboka tamin’ny fifohazan’i Dada Rainisoalambo (1894) tao Soatanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava dia nanomboka ny ministerany ny 2 Aogositra 1941. Vehivavy noresahin’i Jesosy Kristy isan’andro i Mama Nenilava. Tany an-danitra no nanokanan’i Jesosy azy hanatanterahany ny asa nanendrena azy, dia ny hanambarana ny hafatry ny Tompo ho an’ny Malagasy sy izao tontolo izao. Nangataka taminy Jesosy Kristy, na teo aza ny fanetren-tenany, ny hanehoana teto an-tany izany fanokanana azy tany an-danitra izany, araka ny tenin'ny Tompo taminy nanao hoe: "Mba ho fantatry ny olona rehetra 'izao no nataoko taminao' " (1). Noho ny famindrampon’Andriamanitra dia tanteraka soa aman-tsara izany Fanehoam-panokanana an’i Mama Nenilava izany tamin’ny 2 Aogositra 1983 tao amin’ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza. Famantaram-paminaniana mamehy ny ministeran'i Mama Nenilava iray manontolo io Fanehoana io, no sady famantaram-panekena, antoka ho amin'ny fahatanterahan'ny teny fikasana nampombain'Andriamanitra an'i Mama Nenilava ho an'ny zanany rehetra. Ny zanany, araka ny famaritan'i Mama Nenilava azy, dia « izay rehetra tia an’i Jesosy », dia izay rehetra mino sy mandray an’i Jesosy Kristy, Izay notoriany, ho Tompo sy Mpamonjy azy, ary miorina sy miaina ny fampianarana nampitainy avy tamin’i Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny hafatr'i Mama Nenilava tamin'i Dadatoa Bruno momba ireo fampianarany ireo: “Soraty, soraty", sy ny hoe: "efa vita ve ny firaketana?", ary koa "tsy izaho Mama no nampanao an'io fa Jesosy" (2). Nampandre ihany koa i Mama Nenilava fa hanadinana ny zanany rehetra ny tenin’Andriamanitra nampitainy. Hoy izy momba izany: "enga anie isika rehetra samy ho afaka ny fanadinana lehibe" (3). Ry mpihaino hajaina, ho anao koa ny teny fikasana raha mandray ianao, koa mazotoa mihaino sy mianatra fa homba anao Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny tenin’Andriamanitra: “minoa an’i Jehovah Andriamanitrareo dia ho tafatoetra hianareo; minoa ny mpaminaniny dia hambinina hianareo” 2 Tantara 20:20. (1) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Isaia toko faha-54 sy ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava - Boky fahenina 'Ny famindram-po ho fanavotana' ", Edisiona Hi&Fi, Febroary 2020, p.16. (2) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava Raiamandreny Tobilehibe Ankaramalaza, Ny teny fito fanendrena ny asa", Edisiona Hi&Fi, Jolay 1999, p.32. (3) 67 Ha ny 16/12/1974; D. Rabarihoela Bruno, "Manoloana ny asa Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava", Edisiona Hi&Fi. Dadatoa Rabarihoela Bruno (1946-2021) - Zanak'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, mpiandry "Fanantenana" (Ankaramalaza, 1976). Nantsoin'i Mama Nenilava hoe "Dadatoa" izy, noho ny tenin'i Jesosy. - Mpiara-miasa sy mpiraki-tsoratra teo amin'i Mama Nenilava nanomboka tamin'ny taona 1974 ka hatramin'ny nahalasanan'i Mama Nenilava tamin'ny taona 1998. - Raiamandreny mpampianatra-mpampiofana ny mpiandry sy ny mpiomana ho mpiandry teo amin'ny Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha nanomboka ny taona 1979. - Mpikaroka-Mpampianatra sy Mpanolo-tsaina momba ny fiaraha-monina sy ny fitondrana. - Mpamoron-kira masina, nanomboka tamin'ny tarika "Bruno sy Malala" niarahany natsangana tamin'i Nenitoa Malala vadiny, Pentekosta 1972. - Filoha-mpanorina ny Fikambanana "Hira sy Filazantsara" niforona tamin'ny taona 1972 tamin'ny alalan'ny tarika "Bruno sy Malala", natokana tao amin'ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza ny 1 Aogositra 1987. Pejy: https://hifi-madanet.org/ Facebook: https://www.facebook.com/unsupportedbrowser Perikopa isan'andro (malagasy): https://hifi-madanet.org/category/perikopa/ Péricope quotidienne (français): https://hifi-madanet.org/category/pericope-fr/ Daily Pericope (english): https://hifi-madanet.org/category/pericope-uk/ Tägliche Perikope (deutsch) : https://hifi-madanet.org/category/perikopede/

Przygotowujemy opcje pobrania

popular icon
Popularne
hd icon
Filmy HD
audio icon
Tylko dźwięk
total icon
Wszystkie formaty
* — Jeśli wideo jest odtwarzane w nowej wkładce, przejdź do niej, a następnie kliknij na wideo prawym przyciskiem myszy i wybierz " Zapisz wideo jako..."
** — Link przeznaczony do odtwarzania online w specjalistycznych odtwarzaczach

Pytania dotyczące pobierania wideo

mobile menu iconJak mogę pobrać "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela" wideo?mobile menu icon

  • Strona http://unidownloader.com/ to najlepszy sposób na pobranie wideo lub oddzielnej ścieżki audio, jeśli chcesz obejść się bez instalowania programów i rozszerzeń.

  • Rozszerzenie UDL Helper to wygodny przycisk, który jest płynnie zintegrowany z witrynami YouTube, Instagram i OK.ru w celu szybkiego pobierania treści.

  • Program UDL Client (dla Windows) to najpotężniejsze rozwiązanie, które obsługuje ponad 900 stron internetowych, sieci społecznościowych i witryn hostingowych wideo, a także dowolną jakość wideo dostępną w źródle.

  • UDL Lite to naprawdę wygodny sposób na dostęp do strony internetowej z urządzenia mobilnego. Z jego pomocą można łatwo pobierać filmy bezpośrednio na smartfona.

mobile menu iconJaki format wideo "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela" powinienem wybrać?mobile menu icon

  • Najlepsze formaty jakości to FullHD (1080p), 2K (1440p), 4K (2160p) i 8K (4320p). Im wyższa rozdzielczość ekranu, tym wyższa powinna być jakość wideo. Istnieją jednak inne czynniki, które należy wziąć pod uwagę: szybkość pobierania, ilość wolnego miejsca i wydajność urządzenia podczas odtwarzania.

mobile menu iconDlaczego mój komputer zawiesza się podczas ładowania filmu "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • Przeglądarka/komputer nie powinny zawieszać się całkowicie! Jeśli tak się stanie, zgłoś to, podając link do filmu. Czasami filmów nie można pobrać bezpośrednio w odpowiednim formacie, dlatego dodaliśmy możliwość konwersji pliku do żądanego formatu. W niektórych przypadkach proces ten może aktywnie wykorzystywać zasoby komputera.

mobile menu iconJak mogę pobrać "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela" wideo na mój telefon?mobile menu icon

  • Wideo można pobrać na smartfon za pomocą strony internetowej lub aplikacji PWA UDL Lite. Możliwe jest również wysłanie linku do pobrania za pomocą kodu QR przy użyciu rozszerzenia UDL Helper.

mobile menu iconJak mogę pobrać ścieżkę audio (muzykę) do MP3 "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • Najwygodniejszym sposobem jest użycie programu UDL Client, który obsługuje konwersję wideo do formatu MP3. W niektórych przypadkach MP3 można również pobrać za pomocą rozszerzenia UDL Helper.

mobile menu iconJak mogę zapisać klatkę z filmu "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • Ta funkcja jest dostępna w rozszerzeniu UDL Helper. Upewnij się, że opcja "Pokaż przycisk migawki wideo" jest zaznaczona w ustawieniach. Ikona kamery powinna pojawić się w prawym dolnym rogu odtwarzacza, po lewej stronie ikony "Ustawienia". Po jej kliknięciu bieżąca klatka z filmu zostanie zapisana na komputerze w formacie JPEG.

mobile menu iconJaka jest cena tego wszystkiego?mobile menu icon

  • To nic nie kosztuje. Nasze usługi są całkowicie darmowe dla wszystkich użytkowników. Nie ma subskrypcji PRO, nie ma ograniczeń co do liczby lub maksymalnej długości pobieranych filmów.