background top icon
background center wave icon
background filled rhombus icon
background two lines icon
background stroke rhombus icon

Scaricare "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"

input logo icon
Tag video
|

Tag video

Jesosy
Fifohazana
Ankaramalaza
Tobilehibe
Mama Nenilava
Nenilava
Dadatoa Bruno
Fiangonana Loterana Malagasy
FLM
Toriteny
Eglise luthérienne malgache
Madagascar
Madagasikara
Faminaniana
Faminanian'i Nenilava
Hira sy filazantsara
Fampianarana
Tantaran'ny Fifohazana
tantaran'ny fifohazana
fifohazana
ankaramalaza
mama nenilava
nenilava
famiananian'i nenilava
isan-taona 2013
tantaran'i nenilava
Tantaran'i Nenilava
Fanehoam-panokanana
jobily
dadatoa bruno
Hai già installato UDL Helper Puoi scaricare video in un clic!
Installato
per
Google Chrome

Descrizione:

Toby FLM Betesda Ambohibao, Isan-taona Novambra 2013. Lahateny tamin'ny Jobily faha-30 taonan'ny Fanehoam-panokanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava (14 Jolay 1920, Mandrondra - 22 Janoary 1998, Ankaramalaza) “MITSANGÀNA, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, Ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao, Fa, indro, ny aizina manarona ny tany, Ary ny aizim-pito manarona ny firenena; Fa aminao kosa no iposahan'i Jehovah, ary aminao no isehoan'ny voninahiny. Ary ny firenena manatona ny fahazavanao, Ary ny mpanjaka mankeo amin'ny famirapiratan'ny fiposahanao" Isaia 60:1-3. Fahasoavana ho an’ny firenena Malagasy ny namangian’Andriamanitra azy tamin’ny alalan’ireo raiamandrenin’ny Fifohazana efatra, nanomboka tamin’ny fifohazan’i Dada Rainisoalambo (1894) tao Soatanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava dia nanomboka ny ministerany ny 2 Aogositra 1941. Vehivavy noresahin’i Jesosy Kristy isan’andro i Mama Nenilava. Tany an-danitra no nanokanan’i Jesosy azy hanatanterahany ny asa nanendrena azy, dia ny hanambarana ny hafatry ny Tompo ho an’ny Malagasy sy izao tontolo izao. Nangataka taminy Jesosy Kristy, na teo aza ny fanetren-tenany, ny hanehoana teto an-tany izany fanokanana azy tany an-danitra izany, araka ny tenin'ny Tompo taminy nanao hoe: "Mba ho fantatry ny olona rehetra 'izao no nataoko taminao' " (1). Noho ny famindrampon’Andriamanitra dia tanteraka soa aman-tsara izany Fanehoam-panokanana an’i Mama Nenilava izany tamin’ny 2 Aogositra 1983 tao amin’ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza. Famantaram-paminaniana mamehy ny ministeran'i Mama Nenilava iray manontolo io Fanehoana io, no sady famantaram-panekena, antoka ho amin'ny fahatanterahan'ny teny fikasana nampombain'Andriamanitra an'i Mama Nenilava ho an'ny zanany rehetra. Ny zanany, araka ny famaritan'i Mama Nenilava azy, dia « izay rehetra tia an’i Jesosy », dia izay rehetra mino sy mandray an’i Jesosy Kristy, Izay notoriany, ho Tompo sy Mpamonjy azy, ary miorina sy miaina ny fampianarana nampitainy avy tamin’i Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny hafatr'i Mama Nenilava tamin'i Dadatoa Bruno momba ireo fampianarany ireo: “Soraty, soraty", sy ny hoe: "efa vita ve ny firaketana?", ary koa "tsy izaho Mama no nampanao an'io fa Jesosy" (2). Nampandre ihany koa i Mama Nenilava fa hanadinana ny zanany rehetra ny tenin’Andriamanitra nampitainy. Hoy izy momba izany: "enga anie isika rehetra samy ho afaka ny fanadinana lehibe" (3). Ry mpihaino hajaina, ho anao koa ny teny fikasana raha mandray ianao, koa mazotoa mihaino sy mianatra fa homba anao Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny tenin’Andriamanitra: “minoa an’i Jehovah Andriamanitrareo dia ho tafatoetra hianareo; minoa ny mpaminaniny dia hambinina hianareo” 2 Tantara 20:20. (1) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Isaia toko faha-54 sy ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava - Boky fahenina 'Ny famindram-po ho fanavotana' ", Edisiona Hi&Fi, Febroary 2020, p.16. (2) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava Raiamandreny Tobilehibe Ankaramalaza, Ny teny fito fanendrena ny asa", Edisiona Hi&Fi, Jolay 1999, p.32. (3) 67 Ha ny 16/12/1974; D. Rabarihoela Bruno, "Manoloana ny asa Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava", Edisiona Hi&Fi. Dadatoa Rabarihoela Bruno (1946-2021) - Zanak'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, mpiandry "Fanantenana" (Ankaramalaza, 1976). Nantsoin'i Mama Nenilava hoe "Dadatoa" izy, noho ny tenin'i Jesosy. - Mpiara-miasa sy mpiraki-tsoratra teo amin'i Mama Nenilava nanomboka tamin'ny taona 1974 ka hatramin'ny nahalasanan'i Mama Nenilava tamin'ny taona 1998. - Raiamandreny mpampianatra-mpampiofana ny mpiandry sy ny mpiomana ho mpiandry teo amin'ny Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha nanomboka ny taona 1979. - Mpikaroka-Mpampianatra sy Mpanolo-tsaina momba ny fiaraha-monina sy ny fitondrana. - Mpamoron-kira masina, nanomboka tamin'ny tarika "Bruno sy Malala" niarahany natsangana tamin'i Nenitoa Malala vadiny, Pentekosta 1972. - Filoha-mpanorina ny Fikambanana "Hira sy Filazantsara" niforona tamin'ny taona 1972 tamin'ny alalan'ny tarika "Bruno sy Malala", natokana tao amin'ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza ny 1 Aogositra 1987. Pejy: https://hifi-madanet.org/ Facebook: https://www.facebook.com/unsupportedbrowser Perikopa isan'andro (malagasy): https://hifi-madanet.org/category/perikopa/ Péricope quotidienne (français): https://hifi-madanet.org/category/pericope-fr/ Daily Pericope (english): https://hifi-madanet.org/category/pericope-uk/ Tägliche Perikope (deutsch) : https://hifi-madanet.org/category/perikopede/

Stiamo preparando le opzioni di download

popular icon
Diffusi
hd icon
Video HD
audio icon
Solo audio
total icon
Tutti i formati
* - Se il video viene riprodotto in una nuova scheda, passa ad essa, quindi fai clic con il tasto destro del mouse sul video e seleziona "Salva video con nome..."
** - Link destinato alla riproduzione online su lettori specializzati

Domande sul download di video

mobile menu iconCome posso scaricare il video "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • Il sito http://unidownloader.com/ è il modo migliore per scaricare un video o un brano audio in modo separato se si vuole fare senza installare programmi ed estensioni. L'estensione UDL Helper è un comodo pulsante che viene inserito in maniera organica nei siti YouTube, Instagram e OK.ru per scaricare velocemente i contenuti. UDL Client (per Windows) - la soluzione più potente che supporta più di 900 siti web, social network e siti di video hosting, nonché qualsiasi qualità video disponibile nella sorgente. UDL Lite è un modo comodo per accedere a un sito web dal proprio dispositivo mobile. Con il suo aiuto è possibile scaricare facilmente i video direttamente sul proprio smartphone.

mobile menu iconQuale formato video "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela" devo scegliere?mobile menu icon

  • I formati di qualità migliore sono FullHD (1080p), 2K (1440p), 4K (2160p) e 8K (4320p). Più alta è la risoluzione dello schermo, più alta dovrebbe essere la qualità del video. Tuttavia, ci sono altri fattori da considerare: la velocità di download, lo spazio libero e le prestazioni del dispositivo durante la riproduzione.

mobile menu iconPerché il computer si blocca quando si carica il video "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • Il browser/computer non dovrebbe bloccarsi completamente! Se ciò accade, si prega di segnalarlo con un link al video. A volte i video non possono essere scaricati direttamente in un formato adatto, quindi abbiamo aggiunto la possibilità di convertire il file nel formato desiderato. In alcuni casi, questo processo può utilizzare attivamente le risorse del computer.

mobile menu iconCome faccio a scaricare un video "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela" sul mio telefono?mobile menu icon

  • È possibile scaricare il video sul proprio smartphone utilizzando il sito web UDL Lite o l'applicazione pwa. È anche possibile inviare un link per il download tramite codice QR utilizzando l'estensione UDL Helper.

mobile menu iconCome posso scaricare una traccia audio (musica) in MP3 "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • Il modo più conveniente è utilizzare UDL Client, che supporta la conversione dei video in formato MP3. In alcuni casi, gli MP3 possono essere scaricati anche tramite l'estensione UDL Helper.

mobile menu iconCome salvare una immagine da un video "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • Questa funzione è disponibile nell'estensione UDL Helper. Assicurati che l'opzione "Visualizza pulsante per salvare lo screenshot dal video" sia selezionata nelle impostazioni. Nell'angolo in basso a destra del player, a sinistra dell'icona "Impostazioni", dovrebbe comparire l'icona di una macchina fotografica. Facendo clic su di essa, la immagine corrente del video verrà salvata sul computer in formato JPEG.

mobile menu iconQuanto costa tutto ciò?mobile menu icon

  • Per niente. I nostri servizi sono assolutamente gratuiti per tutti gli utenti. Non ci sono abbonamenti PRO, né restrizioni sul numero o sulla lunghezza massima dei video scaricati.