background top icon
background center wave icon
background filled rhombus icon
background two lines icon
background stroke rhombus icon

Unduh "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"

input logo icon
Tag video
|

Tag video

Jesosy
Fifohazana
Ankaramalaza
Tobilehibe
Mama Nenilava
Nenilava
Dadatoa Bruno
Fiangonana Loterana Malagasy
FLM
Toriteny
Eglise luthérienne malgache
Madagascar
Madagasikara
Faminaniana
Faminanian'i Nenilava
Hira sy filazantsara
Fampianarana
Tantaran'ny Fifohazana
tantaran'ny fifohazana
fifohazana
ankaramalaza
mama nenilava
nenilava
famiananian'i nenilava
isan-taona 2013
tantaran'i nenilava
Tantaran'i Nenilava
Fanehoam-panokanana
jobily
dadatoa bruno
Anda sudah memiliki UDL Helper diinstal Anda dapat mengunduh video dalam 1 klik!
Dipasang
untuk
Google Chrome

Deskripsi:

Toby FLM Betesda Ambohibao, Isan-taona Novambra 2013. Lahateny tamin'ny Jobily faha-30 taonan'ny Fanehoam-panokanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava (14 Jolay 1920, Mandrondra - 22 Janoary 1998, Ankaramalaza) “MITSANGÀNA, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, Ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao, Fa, indro, ny aizina manarona ny tany, Ary ny aizim-pito manarona ny firenena; Fa aminao kosa no iposahan'i Jehovah, ary aminao no isehoan'ny voninahiny. Ary ny firenena manatona ny fahazavanao, Ary ny mpanjaka mankeo amin'ny famirapiratan'ny fiposahanao" Isaia 60:1-3. Fahasoavana ho an’ny firenena Malagasy ny namangian’Andriamanitra azy tamin’ny alalan’ireo raiamandrenin’ny Fifohazana efatra, nanomboka tamin’ny fifohazan’i Dada Rainisoalambo (1894) tao Soatanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava dia nanomboka ny ministerany ny 2 Aogositra 1941. Vehivavy noresahin’i Jesosy Kristy isan’andro i Mama Nenilava. Tany an-danitra no nanokanan’i Jesosy azy hanatanterahany ny asa nanendrena azy, dia ny hanambarana ny hafatry ny Tompo ho an’ny Malagasy sy izao tontolo izao. Nangataka taminy Jesosy Kristy, na teo aza ny fanetren-tenany, ny hanehoana teto an-tany izany fanokanana azy tany an-danitra izany, araka ny tenin'ny Tompo taminy nanao hoe: "Mba ho fantatry ny olona rehetra 'izao no nataoko taminao' " (1). Noho ny famindrampon’Andriamanitra dia tanteraka soa aman-tsara izany Fanehoam-panokanana an’i Mama Nenilava izany tamin’ny 2 Aogositra 1983 tao amin’ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza. Famantaram-paminaniana mamehy ny ministeran'i Mama Nenilava iray manontolo io Fanehoana io, no sady famantaram-panekena, antoka ho amin'ny fahatanterahan'ny teny fikasana nampombain'Andriamanitra an'i Mama Nenilava ho an'ny zanany rehetra. Ny zanany, araka ny famaritan'i Mama Nenilava azy, dia « izay rehetra tia an’i Jesosy », dia izay rehetra mino sy mandray an’i Jesosy Kristy, Izay notoriany, ho Tompo sy Mpamonjy azy, ary miorina sy miaina ny fampianarana nampitainy avy tamin’i Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny hafatr'i Mama Nenilava tamin'i Dadatoa Bruno momba ireo fampianarany ireo: “Soraty, soraty", sy ny hoe: "efa vita ve ny firaketana?", ary koa "tsy izaho Mama no nampanao an'io fa Jesosy" (2). Nampandre ihany koa i Mama Nenilava fa hanadinana ny zanany rehetra ny tenin’Andriamanitra nampitainy. Hoy izy momba izany: "enga anie isika rehetra samy ho afaka ny fanadinana lehibe" (3). Ry mpihaino hajaina, ho anao koa ny teny fikasana raha mandray ianao, koa mazotoa mihaino sy mianatra fa homba anao Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny tenin’Andriamanitra: “minoa an’i Jehovah Andriamanitrareo dia ho tafatoetra hianareo; minoa ny mpaminaniny dia hambinina hianareo” 2 Tantara 20:20. (1) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Isaia toko faha-54 sy ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava - Boky fahenina 'Ny famindram-po ho fanavotana' ", Edisiona Hi&Fi, Febroary 2020, p.16. (2) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava Raiamandreny Tobilehibe Ankaramalaza, Ny teny fito fanendrena ny asa", Edisiona Hi&Fi, Jolay 1999, p.32. (3) 67 Ha ny 16/12/1974; D. Rabarihoela Bruno, "Manoloana ny asa Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava", Edisiona Hi&Fi. Dadatoa Rabarihoela Bruno (1946-2021) - Zanak'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, mpiandry "Fanantenana" (Ankaramalaza, 1976). Nantsoin'i Mama Nenilava hoe "Dadatoa" izy, noho ny tenin'i Jesosy. - Mpiara-miasa sy mpiraki-tsoratra teo amin'i Mama Nenilava nanomboka tamin'ny taona 1974 ka hatramin'ny nahalasanan'i Mama Nenilava tamin'ny taona 1998. - Raiamandreny mpampianatra-mpampiofana ny mpiandry sy ny mpiomana ho mpiandry teo amin'ny Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha nanomboka ny taona 1979. - Mpikaroka-Mpampianatra sy Mpanolo-tsaina momba ny fiaraha-monina sy ny fitondrana. - Mpamoron-kira masina, nanomboka tamin'ny tarika "Bruno sy Malala" niarahany natsangana tamin'i Nenitoa Malala vadiny, Pentekosta 1972. - Filoha-mpanorina ny Fikambanana "Hira sy Filazantsara" niforona tamin'ny taona 1972 tamin'ny alalan'ny tarika "Bruno sy Malala", natokana tao amin'ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza ny 1 Aogositra 1987. Pejy: https://hifi-madanet.org Facebook: https://www.facebook.com/Hira-Sy-Filazantsara-307053172959289 Perikopa isan'andro (malagasy): https://hifi-madanet.org/category/perikopa/ Péricope quotidienne (français): https://hifi-madanet.org/category/pericope-fr/ Daily Pericope (english): https://hifi-madanet.org/category/pericope-uk/ Tägliche Perikope (deutsch) : https://hifi-madanet.org/category/perikopede/

Mempersiapkan opsi pengunduhan

popular icon
Populer
hd icon
Video HD
audio icon
Hanya suara
total icon
Semua
* — Jika video diputar di tab baru, buka, lalu klik kanan pada video dan pilih "Simpan video sebagai..."
** — Tautan yang ditujukan untuk pemutaran online di pemain khusus

Pertanyaan tentang mengunduh video

mobile menu iconBagaimana cara mengunduh video "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • Situs web http://unidownloader.com/ adalah cara terbaik untuk mengunduh video atau trek audio terpisah jika Anda ingin melakukannya tanpa menginstal program dan ekstensi.

  • Ekstensi UDL Helper adalah tombol praktis yang terintegrasi dengan mulus ke dalam situs YouTube, Instagram, dan OK.ru untuk mengunduh konten dengan cepat.

  • Program UDL Client (untuk Windows) adalah solusi paling kuat yang mendukung lebih dari 900 situs web, jejaring sosial, dan situs hosting video, serta kualitas video apa pun yang tersedia di sumbernya.

  • UDL Lite adalah cara yang sangat nyaman untuk mengakses situs web dari perangkat seluler Anda. Dengan bantuannya, Anda dapat dengan mudah mengunduh video langsung ke ponsel Anda.

mobile menu iconFormat video "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela" mana yang harus saya pilih?mobile menu icon

  • Format kualitas terbaik adalah FullHD (1080p), 2K (1440p), 4K (2160p), dan 8K (4320p). Semakin tinggi resolusi layar Anda, semakin tinggi pula kualitas videonya. Namun demikian, ada faktor lain yang perlu dipertimbangkan: kecepatan unduh, jumlah ruang kosong, dan kinerja perangkat selama pemutaran.

mobile menu iconMengapa komputer saya macet saat memuat video "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • Peramban/komputer seharusnya tidak macet sama sekali! Jika hal ini terjadi, laporkan dengan menyertakan tautan ke video tersebut. Terkadang video tidak dapat diunduh secara langsung dalam format yang sesuai, jadi kami telah menambahkan kemampuan untuk mengonversi file ke format yang diinginkan. Dalam beberapa kasus, proses ini mungkin secara aktif menggunakan sumber daya komputer.

mobile menu iconBagaimana cara mengunduh video "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela" ke ponsel saya?mobile menu icon

  • Anda dapat mengunduh video ke ponsel cerdas Anda menggunakan situs web atau aplikasi PWA UDL Lite. Anda juga dapat mengirim tautan unduhan melalui kode QR menggunakan ekstensi UDL Helper.

mobile menu iconBagaimana cara mengunduh trek audio (musik) ke MP3 "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • Cara yang paling mudah adalah dengan menggunakan program UDL Client, yang mendukung konversi video ke format MP3. Dalam beberapa kasus, MP3 juga dapat diunduh melalui ekstensi UDL Helper.

mobile menu iconBagaimana cara menyimpan bingkai dari video "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • Fitur ini tersedia di ekstensi UDL Helper. Pastikan bahwa "Tampilkan tombol cuplikan video" dicentang di pengaturan. Ikon kamera akan muncul di sudut kanan bawah pemutar di sebelah kiri ikon "Pengaturan". Ketika Anda mengkliknya, frame saat ini dari video akan disimpan ke komputer Anda dalam format JPEG.

mobile menu iconBerapa harga dari semua hal ini?mobile menu icon

  • Tidak ada biaya. Layanan kami benar-benar gratis untuk semua pengguna. Tidak ada langganan PRO, tidak ada batasan jumlah atau panjang maksimum video yang diunduh.