background top icon
background center wave icon
background filled rhombus icon
background two lines icon
background stroke rhombus icon

Baixar "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"

input logo icon
Etiquetas de vídeo
|

Etiquetas de vídeo

Jesosy
Fifohazana
Ankaramalaza
Tobilehibe
Mama Nenilava
Nenilava
Dadatoa Bruno
Fiangonana Loterana Malagasy
FLM
Toriteny
Eglise luthérienne malgache
Madagascar
Madagasikara
Faminaniana
Faminanian'i Nenilava
Hira sy filazantsara
Fampianarana
Tantaran'ny Fifohazana
tantaran'ny fifohazana
fifohazana
ankaramalaza
mama nenilava
nenilava
famiananian'i nenilava
isan-taona 2013
tantaran'i nenilava
Tantaran'i Nenilava
Fanehoam-panokanana
jobily
dadatoa bruno
Já tem instalado o UDL Helper Você pode baixar vídeo em um clique!
Instalado
para
Google Chrome

Descrição:

Toby FLM Betesda Ambohibao, Isan-taona Novambra 2013. Lahateny tamin'ny Jobily faha-30 taonan'ny Fanehoam-panokanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava (14 Jolay 1920, Mandrondra - 22 Janoary 1998, Ankaramalaza) “MITSANGÀNA, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, Ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao, Fa, indro, ny aizina manarona ny tany, Ary ny aizim-pito manarona ny firenena; Fa aminao kosa no iposahan'i Jehovah, ary aminao no isehoan'ny voninahiny. Ary ny firenena manatona ny fahazavanao, Ary ny mpanjaka mankeo amin'ny famirapiratan'ny fiposahanao" Isaia 60:1-3. Fahasoavana ho an’ny firenena Malagasy ny namangian’Andriamanitra azy tamin’ny alalan’ireo raiamandrenin’ny Fifohazana efatra, nanomboka tamin’ny fifohazan’i Dada Rainisoalambo (1894) tao Soatanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava dia nanomboka ny ministerany ny 2 Aogositra 1941. Vehivavy noresahin’i Jesosy Kristy isan’andro i Mama Nenilava. Tany an-danitra no nanokanan’i Jesosy azy hanatanterahany ny asa nanendrena azy, dia ny hanambarana ny hafatry ny Tompo ho an’ny Malagasy sy izao tontolo izao. Nangataka taminy Jesosy Kristy, na teo aza ny fanetren-tenany, ny hanehoana teto an-tany izany fanokanana azy tany an-danitra izany, araka ny tenin'ny Tompo taminy nanao hoe: "Mba ho fantatry ny olona rehetra 'izao no nataoko taminao' " (1). Noho ny famindrampon’Andriamanitra dia tanteraka soa aman-tsara izany Fanehoam-panokanana an’i Mama Nenilava izany tamin’ny 2 Aogositra 1983 tao amin’ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza. Famantaram-paminaniana mamehy ny ministeran'i Mama Nenilava iray manontolo io Fanehoana io, no sady famantaram-panekena, antoka ho amin'ny fahatanterahan'ny teny fikasana nampombain'Andriamanitra an'i Mama Nenilava ho an'ny zanany rehetra. Ny zanany, araka ny famaritan'i Mama Nenilava azy, dia « izay rehetra tia an’i Jesosy », dia izay rehetra mino sy mandray an’i Jesosy Kristy, Izay notoriany, ho Tompo sy Mpamonjy azy, ary miorina sy miaina ny fampianarana nampitainy avy tamin’i Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny hafatr'i Mama Nenilava tamin'i Dadatoa Bruno momba ireo fampianarany ireo: “Soraty, soraty", sy ny hoe: "efa vita ve ny firaketana?", ary koa "tsy izaho Mama no nampanao an'io fa Jesosy" (2). Nampandre ihany koa i Mama Nenilava fa hanadinana ny zanany rehetra ny tenin’Andriamanitra nampitainy. Hoy izy momba izany: "enga anie isika rehetra samy ho afaka ny fanadinana lehibe" (3). Ry mpihaino hajaina, ho anao koa ny teny fikasana raha mandray ianao, koa mazotoa mihaino sy mianatra fa homba anao Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny tenin’Andriamanitra: “minoa an’i Jehovah Andriamanitrareo dia ho tafatoetra hianareo; minoa ny mpaminaniny dia hambinina hianareo” 2 Tantara 20:20. (1) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Isaia toko faha-54 sy ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava - Boky fahenina 'Ny famindram-po ho fanavotana' ", Edisiona Hi&Fi, Febroary 2020, p.16. (2) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava Raiamandreny Tobilehibe Ankaramalaza, Ny teny fito fanendrena ny asa", Edisiona Hi&Fi, Jolay 1999, p.32. (3) 67 Ha ny 16/12/1974; D. Rabarihoela Bruno, "Manoloana ny asa Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava", Edisiona Hi&Fi. Dadatoa Rabarihoela Bruno (1946-2021) - Zanak'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, mpiandry "Fanantenana" (Ankaramalaza, 1976). Nantsoin'i Mama Nenilava hoe "Dadatoa" izy, noho ny tenin'i Jesosy. - Mpiara-miasa sy mpiraki-tsoratra teo amin'i Mama Nenilava nanomboka tamin'ny taona 1974 ka hatramin'ny nahalasanan'i Mama Nenilava tamin'ny taona 1998. - Raiamandreny mpampianatra-mpampiofana ny mpiandry sy ny mpiomana ho mpiandry teo amin'ny Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha nanomboka ny taona 1979. - Mpikaroka-Mpampianatra sy Mpanolo-tsaina momba ny fiaraha-monina sy ny fitondrana. - Mpamoron-kira masina, nanomboka tamin'ny tarika "Bruno sy Malala" niarahany natsangana tamin'i Nenitoa Malala vadiny, Pentekosta 1972. - Filoha-mpanorina ny Fikambanana "Hira sy Filazantsara" niforona tamin'ny taona 1972 tamin'ny alalan'ny tarika "Bruno sy Malala", natokana tao amin'ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza ny 1 Aogositra 1987. Pejy: https://hifi-madanet.org/ Facebook: https://www.facebook.com/unsupportedbrowser Perikopa isan'andro (malagasy): https://hifi-madanet.org/category/perikopa/ Péricope quotidienne (français): https://hifi-madanet.org/category/pericope-fr/ Daily Pericope (english): https://hifi-madanet.org/category/pericope-uk/ Tägliche Perikope (deutsch) : https://hifi-madanet.org/category/perikopede/

Preparando opções de download

popular icon
Populares
hd icon
Vídeo HD
audio icon
Apenas som
total icon
Todos os formatos
* — Se o vídeo estiver sendo reproduzido em uma nova aba, vá até ele, então clique com o botão direito no vídeo e escolha "Salvar vídeo como..."
** — Este link é destinado à reprodução online em players dedicados

Perguntas sobre o download de vídeos

mobile menu iconComo posso baixar o vídeo "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • O site http://unidownloader.com é a melhor maneira de baixar um vídeo ou uma faixa de áudio separada se você quiser fazer isso sem instalar programas e extensões.

  • A extensão UDL Helper é um botão conveniente que é perfeitamente integrado aos sites do YouTube, Instagram e OK.ru para download rápido de conteúdo.

  • O programa UDL Client (para Windows) é a solução mais poderosa que oferece suporte a mais de 900 sites, redes sociais e sites de hospedagem de vídeo, bem como a qualquer qualidade de vídeo disponível na fonte.

  • O UDL Lite é uma maneira realmente conveniente de acessar um site a partir do seu dispositivo móvel. Com sua ajuda, você pode facilmente baixar vídeos diretamente para seu smartphone.

mobile menu iconQual formato de vídeo "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela" devo escolher?mobile menu icon

  • Os formatos de melhor qualidade são FullHD (1080p), 2K (1440p), 4K (2160p) e 8K (4320p). Quanto maior for a resolução da sua tela, maior deverá ser a qualidade do vídeo. No entanto, há outros fatores a serem considerados: velocidade de download, quantidade de espaço livre e desempenho do dispositivo durante a reprodução.

mobile menu iconPor que meu computador trava ao carregar um vídeo "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • O navegador/computador não deve congelar completamente! Se isso acontecer, informe o fato com um link para o vídeo. Às vezes, os vídeos não podem ser baixados diretamente em um formato adequado, por isso adicionamos a capacidade de converter o arquivo para o formato desejado. Em alguns casos, esse processo pode usar ativamente os recursos do computador.

mobile menu iconComo posso baixar o vídeo "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela" para o meu celular?mobile menu icon

  • Você pode baixar um vídeo para seu smartphone usando o site ou o aplicativo PWA UDL Lite. Também é possível enviar um link de download via código QR usando a extensão UDL Helper.

mobile menu iconComo posso fazer download de uma faixa de áudio (música) para MP3 "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • A maneira mais conveniente é usar o programa UDL Client, que suporta a conversão de vídeo para o formato MP3. Em alguns casos, o download de MP3 também pode ser feito por meio da extensão UDL Helper.

mobile menu iconComo posso salvar um quadro de um vídeo "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • Esse recurso está disponível na extensão UDL Helper. Certifique-se de que a opção "Show the video snapshot button" esteja marcada nas configurações. Um ícone de câmera deve aparecer no canto inferior direito do player, à esquerda do ícone "Settings" (Configurações). Quando você clicar nele, o quadro atual do vídeo será salvo em seu computador no formato JPEG.

mobile menu iconQual é o preço de todo esse material?mobile menu icon

  • Não custa nada. Nossos serviços são totalmente gratuitos para todos os usuários. Não há assinaturas PRO, nem restrições quanto ao número ou à duração máxima dos vídeos baixados.