background top icon
background center wave icon
background filled rhombus icon
background two lines icon
background stroke rhombus icon

다운로드 "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"

input logo icon
비디오 태그
|

비디오 태그

Jesosy
Fifohazana
Ankaramalaza
Tobilehibe
Mama Nenilava
Nenilava
Dadatoa Bruno
Fiangonana Loterana Malagasy
FLM
Toriteny
Eglise luthérienne malgache
Madagascar
Madagasikara
Faminaniana
Faminanian'i Nenilava
Hira sy filazantsara
Fampianarana
Tantaran'ny Fifohazana
tantaran'ny fifohazana
fifohazana
ankaramalaza
mama nenilava
nenilava
famiananian'i nenilava
isan-taona 2013
tantaran'i nenilava
Tantaran'i Nenilava
Fanehoam-panokanana
jobily
dadatoa bruno
UDL Helper가 이미 설치되어 있습니다 한 번의 클릭으로 비디오 다운로드!
설치되었습니다
위해서
Google Chrome

설명:

Toby FLM Betesda Ambohibao, Isan-taona Novambra 2013. Lahateny tamin'ny Jobily faha-30 taonan'ny Fanehoam-panokanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava (14 Jolay 1920, Mandrondra - 22 Janoary 1998, Ankaramalaza) “MITSANGÀNA, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, Ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao, Fa, indro, ny aizina manarona ny tany, Ary ny aizim-pito manarona ny firenena; Fa aminao kosa no iposahan'i Jehovah, ary aminao no isehoan'ny voninahiny. Ary ny firenena manatona ny fahazavanao, Ary ny mpanjaka mankeo amin'ny famirapiratan'ny fiposahanao" Isaia 60:1-3. Fahasoavana ho an’ny firenena Malagasy ny namangian’Andriamanitra azy tamin’ny alalan’ireo raiamandrenin’ny Fifohazana efatra, nanomboka tamin’ny fifohazan’i Dada Rainisoalambo (1894) tao Soatanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava dia nanomboka ny ministerany ny 2 Aogositra 1941. Vehivavy noresahin’i Jesosy Kristy isan’andro i Mama Nenilava. Tany an-danitra no nanokanan’i Jesosy azy hanatanterahany ny asa nanendrena azy, dia ny hanambarana ny hafatry ny Tompo ho an’ny Malagasy sy izao tontolo izao. Nangataka taminy Jesosy Kristy, na teo aza ny fanetren-tenany, ny hanehoana teto an-tany izany fanokanana azy tany an-danitra izany, araka ny tenin'ny Tompo taminy nanao hoe: "Mba ho fantatry ny olona rehetra 'izao no nataoko taminao' " (1). Noho ny famindrampon’Andriamanitra dia tanteraka soa aman-tsara izany Fanehoam-panokanana an’i Mama Nenilava izany tamin’ny 2 Aogositra 1983 tao amin’ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza. Famantaram-paminaniana mamehy ny ministeran'i Mama Nenilava iray manontolo io Fanehoana io, no sady famantaram-panekena, antoka ho amin'ny fahatanterahan'ny teny fikasana nampombain'Andriamanitra an'i Mama Nenilava ho an'ny zanany rehetra. Ny zanany, araka ny famaritan'i Mama Nenilava azy, dia « izay rehetra tia an’i Jesosy », dia izay rehetra mino sy mandray an’i Jesosy Kristy, Izay notoriany, ho Tompo sy Mpamonjy azy, ary miorina sy miaina ny fampianarana nampitainy avy tamin’i Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny hafatr'i Mama Nenilava tamin'i Dadatoa Bruno momba ireo fampianarany ireo: “Soraty, soraty", sy ny hoe: "efa vita ve ny firaketana?", ary koa "tsy izaho Mama no nampanao an'io fa Jesosy" (2). Nampandre ihany koa i Mama Nenilava fa hanadinana ny zanany rehetra ny tenin’Andriamanitra nampitainy. Hoy izy momba izany: "enga anie isika rehetra samy ho afaka ny fanadinana lehibe" (3). Ry mpihaino hajaina, ho anao koa ny teny fikasana raha mandray ianao, koa mazotoa mihaino sy mianatra fa homba anao Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny tenin’Andriamanitra: “minoa an’i Jehovah Andriamanitrareo dia ho tafatoetra hianareo; minoa ny mpaminaniny dia hambinina hianareo” 2 Tantara 20:20. (1) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Isaia toko faha-54 sy ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava - Boky fahenina 'Ny famindram-po ho fanavotana' ", Edisiona Hi&Fi, Febroary 2020, p.16. (2) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava Raiamandreny Tobilehibe Ankaramalaza, Ny teny fito fanendrena ny asa", Edisiona Hi&Fi, Jolay 1999, p.32. (3) 67 Ha ny 16/12/1974; D. Rabarihoela Bruno, "Manoloana ny asa Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava", Edisiona Hi&Fi. Dadatoa Rabarihoela Bruno (1946-2021) - Zanak'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, mpiandry "Fanantenana" (Ankaramalaza, 1976). Nantsoin'i Mama Nenilava hoe "Dadatoa" izy, noho ny tenin'i Jesosy. - Mpiara-miasa sy mpiraki-tsoratra teo amin'i Mama Nenilava nanomboka tamin'ny taona 1974 ka hatramin'ny nahalasanan'i Mama Nenilava tamin'ny taona 1998. - Raiamandreny mpampianatra-mpampiofana ny mpiandry sy ny mpiomana ho mpiandry teo amin'ny Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha nanomboka ny taona 1979. - Mpikaroka-Mpampianatra sy Mpanolo-tsaina momba ny fiaraha-monina sy ny fitondrana. - Mpamoron-kira masina, nanomboka tamin'ny tarika "Bruno sy Malala" niarahany natsangana tamin'i Nenitoa Malala vadiny, Pentekosta 1972. - Filoha-mpanorina ny Fikambanana "Hira sy Filazantsara" niforona tamin'ny taona 1972 tamin'ny alalan'ny tarika "Bruno sy Malala", natokana tao amin'ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza ny 1 Aogositra 1987. Pejy: https://hifi-madanet.org/ Facebook: https://www.facebook.com/unsupportedbrowser Perikopa isan'andro (malagasy): https://hifi-madanet.org/category/perikopa/ Péricope quotidienne (français): https://hifi-madanet.org/category/pericope-fr/ Daily Pericope (english): https://hifi-madanet.org/category/pericope-uk/ Tägliche Perikope (deutsch) : https://hifi-madanet.org/category/perikopede/

다운로드 옵션을 준비하는 중

popular icon
인기 있는
hd icon
HD 비디오
audio icon
사운드만
total icon
모든 형식
* — 새 탭에서 비디오를 재생하려면 이 탭을 클릭한 다음 비디오를 마우스 오른쪽 단추로 클릭한 다음 "다른 이름으로 비디오 저장..." 을 선택하십시오
** — 특별한 플레이어의 온라인 재생을 위한 링크

비디오 다운로드에 대한 질문

mobile menu icon어떻게 "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela" 비디오를 다운로드할 수 있습니까?mobile menu icon

  • http://unidownloader.com/ 사이트 — 프로그램이나 확장 기능을 설치하지 않고도 비디오나 오디오트랙을 다운로드할 수 있는 가장 좋은 방법입니다.

  • UDL Helper 확장 — YouTube, Instagram 및 OK.ru 사이트에 유기적으로 내장되어 콘텐츠를 신속하게 다운로드할 수 있는 편리한 버튼입니다.

  • UDL Client 프로그램 (Windows용) — 900개 이상의 웹 사이트, 소셜 네트워크 및 비디오 호스팅뿐만 아니라 소스에서 사용할 수 있는 모든 비디오 화질을 지원하는 가장 강력한 솔루션입니다.

  • UDL Lite — 모바일기기에서사이트에쉽게액세스할수있습니다. 이를통해스마트폰에바로동영상을다운로드할수있습니다.

mobile menu icon어떤 "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela" 비디오 형식을 선택하시겠습니까?mobile menu icon

  • FullHD(1080p), 2K(1440p), 4K(2160p) 및 8K(4320p) 형식이가장좋습니다. 당신의화면해상도가높을수록비디오화질이높아야합니다. 그러나다운로드속도, 사용가능한공간및기기성능과같은다른요인도고려해야합니다.

mobile menu icon"MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela" 비디오를 다운로드하면 컴퓨터가 왜 정지되는 겁니까?mobile menu icon

  • 브라우저/ 컴퓨터가완전히초기화되어서는안됩니다! 이러한일이발생한경우동영상링크를붙여넣고이를알려주시기바랍니다. 때로는비디오를적절한형식으로직접다운로드할수없기때문에파일을원하는형식으로변환하는기능을추가했습니다. 경우에따라서는이과정이컴퓨터의자원을적극적으로활용할수도있습니다.

mobile menu icon휴대폰에 "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela" 비디오를 다운로드하는 방법은 무엇입니까?mobile menu icon

  • 웹사이트나 UDL Lite의 pwa 애플리케이션을사용하여스마트폰으로동영상을다운로드할수있습니다. 또한 UDL Helper 확장을사용하여 QR 코드를통해다운로드링크를보낼수도있습니다.

mobile menu iconMP3 "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"로 오디오 트랙을 (음악) 다운로드하는 방법은 무엇입니까?mobile menu icon

  • 가장편리한방법은비디오를 MP3로변환할수있는 UDL Client를사용하는것입니다. 경우에따라 UDL Helper 확장을통해 MP3를다운로드할수도있습니다.

mobile menu icon비디오 "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA: Ny hafatry ny Fanehoam-panokanana azy │Dadatoa Bruno Rabarihoela"에서 프레임을 저장하는 방법은 무엇입니까?mobile menu icon

  • 이기능은 UDL Helper 확장을통해사용할수있습니다. "비디오에서스크린샷저장버튼표시" 가설정되어있는지확인하십시오. 플레이어의왼쪽아래에있는 "설정" 아이콘에는카메라아이콘이표시됩니다. 현재동영상의프레임을 JPEG 형식으로저장하려면누르십시오.

mobile menu icon이것들 모두 얼마입니까?mobile menu icon

  • 무료입니다. 우리의서비스는모든사용자들에게완전히무료입이다. 여기에는 PRO 구독이없으며다운로드한비디오의수또는최대길이에대한제한도없습니다.