background top icon
background center wave icon
background filled rhombus icon
background two lines icon
background stroke rhombus icon

Download "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA sy ny taranaka mandova ny teny fikasana 2/4 │ D. Bruno Rabarihoela"

input logo icon
Video tags
|

Video tags

Jesosy
Fifohazana
Ankaramalaza
Tobilehibe
Mama Nenilava
Nenilava
FLM
Toriteny
Eglise luthérienne malgache
Madagascar
Madagasikara
Faminaniana
Faminanian'i Nenilava
Hira sy filazantsara
Fampianarana
Tantaran'ny Fifohazana
tantaran'ny fifohazana
fifohazana
ankaramalaza
mama nenilava
nenilava
famiananian'i nenilava
tantaran'i nenilava
Tantaran'i Nenilava
Fanehoam-panokanana
dadatoa bruno
teny fikasana
tantara malagasy
ankaramalaza 2022
ffpm
You already have UDL Helper installed You can download video in 1 click!
Installed
for
Google Chrome

Description:

Lahateny faharoa mamehy ny boky "Mama Volahavana Germaine Nenilava sy ny taranaka mandova ny teny fikasana". 14/12/2018 Mama Volahavana Germaine Nenilava (14 Jolay 1920, Mandrondra - 22 Janoary 1998, Ankaramalaza) “MITSANGÀNA, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, Ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao, Fa, indro, ny aizina manarona ny tany, Ary ny aizim-pito manarona ny firenena; Fa aminao kosa no iposahan'i Jehovah, ary aminao no isehoan'ny voninahiny. Ary ny firenena manatona ny fahazavanao, Ary ny mpanjaka mankeo amin'ny famirapiratan'ny fiposahanao" Isaia 60:1-3. Fahasoavana ho an’ny firenena Malagasy ny namangian’Andriamanitra azy tamin’ny alalan’ireo raiamandrenin’ny Fifohazana efatra, nanomboka tamin’ny fifohazan’i Dada Rainisoalambo (1894) tao Soatanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava dia nanomboka ny ministerany ny 2 Aogositra 1941. Vehivavy noresahin’i Jesosy Kristy isan’andro i Mama Nenilava. Tany an-danitra no nanokanan’i Jesosy azy hanatanterahany ny asa nanendrena azy, dia ny hanambarana ny hafatry ny Tompo ho an’ny Malagasy sy izao tontolo izao. Nangataka taminy Jesosy Kristy, na teo aza ny fanetren-tenany, ny hanehoana teto an-tany izany fanokanana azy tany an-danitra izany, araka ny tenin'ny Tompo taminy nanao hoe: "Mba ho fantatry ny olona rehetra 'izao no nataoko taminao' " (1). Noho ny famindrampon’Andriamanitra dia tanteraka soa aman-tsara izany Fanehoam-panokanana an’i Mama Nenilava izany tamin’ny 2 Aogositra 1983 tao amin’ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza. Famantaram-paminaniana mamehy ny ministeran'i Mama Nenilava iray manontolo io Fanehoana io, no sady famantaram-panekena, antoka ho amin'ny fahatanterahan'ny teny fikasana nampombain'Andriamanitra an'i Mama Nenilava ho an'ny zanany rehetra, araka ny teniny hoe: "ho an'ny zanako rehetra io, na ny nahita ahy na ny tsy nahita ahy". Ny zanany, araka ny famaritan'i Mama Nenilava azy, dia « izay rehetra tia an’i Jesosy », dia izay rehetra mino sy mandray an’i Jesosy Kristy, Izay notoriany, ho Tompo sy Mpamonjy azy, ary mandray, miorina sy miaina ny fampianarana nampitainy avy tamin’i Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny hafatr'i Mama Nenilava tamin'i Dadatoa Bruno momba izany: “Soraty, soraty", sy ny hoe: "efa vita ve ny firaketana?", ary koa "tsy izaho Mama no nampanao an'io fa Jesosy" (2). Nampandre ihany koa i Mama Nenilava fa hanadinana ny zanany rehetra ny tenin’Andriamanitra nampitainy. Hoy izy momba izany: "enga anie isika rehetra samy ho afaka ny fanadinana lehibe" (3). Ry mpihaino hajaina, ho anao koa ny teny fikasana raha mandray ianao, koa mazotoa mihaino sy mianatra fa homba anao Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny tenin’Andriamanitra: “minoa an’i Jehovah Andriamanitrareo dia ho tafatoetra hianareo; minoa ny mpaminaniny dia hambinina hianareo” 2 Tan. 20:20. (1) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Isaia toko faha-54 sy ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava - Boky fahenina 'Ny famindram-po ho fanavotana'", Edisiona Hi&Fi, Febroary 2020, p.16. (2) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava Raiamandreny Tobilehibe Ankaramalaza, Ny teny fito fanendrena ny asa", Edisiona Hi&Fi, Jolay 1999, p.32. (3) 67 Ha ny 16/12/1974; D. Rabarihoela Bruno, "Manoloana ny asa Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava", Edisiona Hi&Fi. Dadatoa Rabarihoela Bruno (1946-2021) - Zanak'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, mpiandry "Fanantenana" (Ankaramalaza, 1976). Nantsoin'i Mama Nenilava hoe "Dadatoa" izy, noho ny tenin'i Jesosy. - Mpiara-miasa sy mpiraki-tsoratra teo amin'i Mama Nenilava nanomboka tamin'ny taona 1974 ka hatramin'ny nahalasanan'i Mama Nenilava tamin'ny taona 1998. - Raiamandreny mpampianatra-mpampiofana ny mpiandry sy ny mpiomana ho mpiandry teo amin'ny Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha nanomboka ny taona 1979. - Mpikaroka-Mpampianatra sy Mpanolo-tsaina momba ny fiaraha-monina sy ny fitondrana. - Mpitory teny tamin'ny radio samihafa (Radio Teny Fiainana, WebRadio HiFi : http://hifi-madanet.org/webradio-hifi/). - Mpamoron-kira masina, nanomboka tamin'ny tarika "Bruno sy Malala" niarahany natsangana tamin'i Nenitoa Malala vadiny, Pentekosta 1972. - Filoha-mpanorina ny Fikambanana "Hira sy Filazantsara" niforona tamin'ny taona 1972 tamin'ny alalan'ny tarika "Bruno sy Malala", natokana tao amin'ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza ny 1 Aogositra 1987. Pejy: https://hifi-madanet.org Facebook: https://www.facebook.com/Hira-Sy-Filazantsara-307053172959289 Perikopa isan'andro (malagasy): https://hifi-madanet.org/category/perikopa/ Péricope quotidienne (français): https://hifi-madanet.org/category/pericope-fr/ Daily Pericope (english): https://hifi-madanet.org/category/pericope-uk/ Tägliche Perikope (deutsch) : https://hifi-madanet.org/category/perikopede/

Preparing download options

popular icon
Popular
hd icon
HD video
audio icon
Only sound
total icon
All
* — If the video is playing in a new tab, go to it, then right-click on the video and select "Save video as..."
** — Link intended for online playback in specialized players

Questions about downloading video

mobile menu iconHow can I download "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA sy ny taranaka mandova ny teny fikasana 2/4 │ D. Bruno Rabarihoela" video?mobile menu icon

  • http://unidownloader.com/ website is the best way to download a video or a separate audio track if you want to do without installing programs and extensions.

  • The UDL Helper extension is a convenient button that is seamlessly integrated into YouTube, Instagram and OK.ru sites for fast content download.

  • UDL Client program (for Windows) is the most powerful solution that supports more than 900 websites, social networks and video hosting sites, as well as any video quality that is available in the source.

  • UDL Lite is a really convenient way to access a website from your mobile device. With its help, you can easily download videos directly to your smartphone.

mobile menu iconWhich format of "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA sy ny taranaka mandova ny teny fikasana 2/4 │ D. Bruno Rabarihoela" video should I choose?mobile menu icon

  • The best quality formats are FullHD (1080p), 2K (1440p), 4K (2160p) and 8K (4320p). The higher the resolution of your screen, the higher the video quality should be. However, there are other factors to consider: download speed, amount of free space, and device performance during playback.

mobile menu iconWhy does my computer freeze when loading a "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA sy ny taranaka mandova ny teny fikasana 2/4 │ D. Bruno Rabarihoela" video?mobile menu icon

  • The browser/computer should not freeze completely! If this happens, please report it with a link to the video. Sometimes videos cannot be downloaded directly in a suitable format, so we have added the ability to convert the file to the desired format. In some cases, this process may actively use computer resources.

mobile menu iconHow can I download "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA sy ny taranaka mandova ny teny fikasana 2/4 │ D. Bruno Rabarihoela" video to my phone?mobile menu icon

  • You can download a video to your smartphone using the website or the PWA application UDL Lite. It is also possible to send a download link via QR code using the UDL Helper extension.

mobile menu iconHow can I download an audio track (music) to MP3 "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA sy ny taranaka mandova ny teny fikasana 2/4 │ D. Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • The most convenient way is to use the UDL Client program, which supports converting video to MP3 format. In some cases, MP3 can also be downloaded through the UDL Helper extension.

mobile menu iconHow can I save a frame from a video "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA sy ny taranaka mandova ny teny fikasana 2/4 │ D. Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • This feature is available in the UDL Helper extension. Make sure that "Show the video snapshot button" is checked in the settings. A camera icon should appear in the lower right corner of the player to the left of the "Settings" icon. When you click on it, the current frame from the video will be saved to your computer in JPEG format.

mobile menu iconWhat's the price of all this stuff?mobile menu icon

  • It costs nothing. Our services are absolutely free for all users. There are no PRO subscriptions, no restrictions on the number or maximum length of downloaded videos.