background top icon
background center wave icon
background filled rhombus icon
background two lines icon
background stroke rhombus icon

Download "Minoa an'i Jesosy Tompo - Asa 16:25-34 / Dadatoa Rabarihoela Bruno"

input logo icon
Video tags
|

Video tags

Jesosy
Andriamanitra
Fifohazana
Ankaramalaza
Tobilehibe
Mama Nenilava
Nenilava
Dadatoa Bruno
Fiangonana Loterana Malagasy
FLM
Toriteny
Madagascar
Madagasikara
Faminaniana
Hira sy filazantsara
Hifi
Fampianarana
tantaran'ny fifohazana
fifohazana
ankaramalaza
mama nenilava
nenilava
famiananian'i nenilava
tantaran'i nenilava
Tantaran'i Nenilava
Fanehoam-panokanana
dadatoa bruno
flm 67 ha
toby 67 ha
toriteny dadatoa bruno
fampianarana mpiandry
Matio 9
matio 9
You already have UDL Helper installed You can download video in 1 click!
Installed
for
Google Chrome

Description:

Toriteny Fifohazana "Vatsim-panahy". Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha. 02/02/2007 Dadatoa Rabarihoela Bruno (1946-2021) - Zanak'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, mpiandry "Fanantenana" (Ankaramalaza, 1976). Nantsoin'i Mama Nenilava hoe "Dadatoa" noho ny tenin'i Jesosy. - Mpiara-miasa sy mpiraki-tsoratra teo amin'i Mama Volahavana Germaine Nenilava nanomboka ny taona 1974 ka hatramin'ny nahalasanan'i Mama tamin'ny taona 1998. - Raiamandreny mpampianatra-mpampiofana ny mpiandry sy ny mpiomana ho mpiandry teo amin'ny Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha nanomboka ny taona 1979. - Mpikaroka-Mpampianatra sy Mpanolo-tsaina momba ny fiaraha-monina sy ny fitondrana. - Mpitory teny tamin'ny radio samihafa (Radio Teny Fiainana, WebRadio HiFi : http://hifi-madanet.org/webradio-hifi/ ). - Mpanoratra boky sy artikla an-gazety samihafa. - Mpamoron-kira masina, nanomboka tamin'ny tarika "Bruno sy Malala" niarahany natsangana tamin'i Nenitoa Malala vadiny, Pentekosta 1972. - Mpanao famelabelarana momba ny hafatr'Andriamanitra ho an'ny Fiangonana, ny Firenena Malagasy sy izao tontolo izao tamin'ny alalan'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, isan'izany ny hafatry ny "Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava" notanterahina ny 2 Aogositra 1983 tao amin'ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza. - Nitana andraikitra samihafa teo amin'ny fiainam-pirenena sy ny Fifohazana: - Filoha niandraikitra ny Departemanta Fanadihadiana sy Fandravonana ny asan'ny Fihaonambem-pirenena, taona 1991-1992 (Antananarivo). - Filoha nitarika ny Komitin'ny Fihaonamben'ny Mpiandry Tobilehibe Efatra miray ao amin'ny FFPM, Taona 1995 (Antsirabe). - Filoha-mpanorina ny Fikambanana "Hira sy Filazantsara" (niforona tamin'ny taona 1972 tamin'ny alalan'ny tarika "Bruno sy Malala", natokana tao amin'ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza ny 1 Aogositra 1987). - Filoha-mpanorina ny GESC ("Groupe des experts et scientifiques consultants") ny taona 1992: vondron-kalitao ("cercle de qualité") sy vondron-kevitra ("think-tank") Kristiana, ary vondron'asa mikendry ny fanasoavana ny fiaraha-monina sy ny Firenena. Pejy: https://hifi-madanet.org/ Facebook: https://www.facebook.com/unsupportedbrowser Instagram: https://www.facebook.com/unsupportedbrowser Twitter: https://twitter.com/HFilazantsara Perikopa isan'andro (malagasy): https://hifi-madanet.org/category/perikopa/ Péricope quotidienne (français): https://hifi-madanet.org/category/pericope-fr/ Daily Pericope (english): https://hifi-madanet.org/category/pericope-uk/ Tägliche Perikope (deutsch) : https://hifi-madanet.org/category/perikopede/

Preparing download options

popular icon
Popular
hd icon
HD video
audio icon
Only sound
total icon
All
* — If the video is playing in a new tab, go to it, then right-click on the video and select "Save video as..."
** — Link intended for online playback in specialized players

Questions about downloading video

mobile menu iconHow can I download "Minoa an'i Jesosy Tompo - Asa 16:25-34 / Dadatoa Rabarihoela Bruno" video?mobile menu icon

  • http://unidownloader.com/ website is the best way to download a video or a separate audio track if you want to do without installing programs and extensions.

  • The UDL Helper extension is a convenient button that is seamlessly integrated into YouTube, Instagram and OK.ru sites for fast content download.

  • UDL Client program (for Windows) is the most powerful solution that supports more than 900 websites, social networks and video hosting sites, as well as any video quality that is available in the source.

  • UDL Lite is a really convenient way to access a website from your mobile device. With its help, you can easily download videos directly to your smartphone.

mobile menu iconWhich format of "Minoa an'i Jesosy Tompo - Asa 16:25-34 / Dadatoa Rabarihoela Bruno" video should I choose?mobile menu icon

  • The best quality formats are FullHD (1080p), 2K (1440p), 4K (2160p) and 8K (4320p). The higher the resolution of your screen, the higher the video quality should be. However, there are other factors to consider: download speed, amount of free space, and device performance during playback.

mobile menu iconWhy does my computer freeze when loading a "Minoa an'i Jesosy Tompo - Asa 16:25-34 / Dadatoa Rabarihoela Bruno" video?mobile menu icon

  • The browser/computer should not freeze completely! If this happens, please report it with a link to the video. Sometimes videos cannot be downloaded directly in a suitable format, so we have added the ability to convert the file to the desired format. In some cases, this process may actively use computer resources.

mobile menu iconHow can I download "Minoa an'i Jesosy Tompo - Asa 16:25-34 / Dadatoa Rabarihoela Bruno" video to my phone?mobile menu icon

  • You can download a video to your smartphone using the website or the PWA application UDL Lite. It is also possible to send a download link via QR code using the UDL Helper extension.

mobile menu iconHow can I download an audio track (music) to MP3 "Minoa an'i Jesosy Tompo - Asa 16:25-34 / Dadatoa Rabarihoela Bruno"?mobile menu icon

  • The most convenient way is to use the UDL Client program, which supports converting video to MP3 format. In some cases, MP3 can also be downloaded through the UDL Helper extension.

mobile menu iconHow can I save a frame from a video "Minoa an'i Jesosy Tompo - Asa 16:25-34 / Dadatoa Rabarihoela Bruno"?mobile menu icon

  • This feature is available in the UDL Helper extension. Make sure that "Show the video snapshot button" is checked in the settings. A camera icon should appear in the lower right corner of the player to the left of the "Settings" icon. When you click on it, the current frame from the video will be saved to your computer in JPEG format.

mobile menu iconWhat's the price of all this stuff?mobile menu icon

  • It costs nothing. Our services are absolutely free for all users. There are no PRO subscriptions, no restrictions on the number or maximum length of downloaded videos.