background top icon
background center wave icon
background filled rhombus icon
background two lines icon
background stroke rhombus icon

ダウンロード "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA sy ny taranaka mandova ny teny fikasana 2/4 │ D. Bruno Rabarihoela"

input logo icon
ビデオのタグ
|

ビデオのタグ

Jesosy
Fifohazana
Ankaramalaza
Tobilehibe
Mama Nenilava
Nenilava
FLM
Toriteny
Eglise luthérienne malgache
Madagascar
Madagasikara
Faminaniana
Faminanian'i Nenilava
Hira sy filazantsara
Fampianarana
Tantaran'ny Fifohazana
tantaran'ny fifohazana
fifohazana
ankaramalaza
mama nenilava
nenilava
famiananian'i nenilava
tantaran'i nenilava
Tantaran'i Nenilava
Fanehoam-panokanana
dadatoa bruno
teny fikasana
tantara malagasy
ankaramalaza 2022
ffpm
UDL Helperインストールされています ビデオをワンクリックでダウンロード

説明:

Lahateny faharoa mamehy ny boky "Mama Volahavana Germaine Nenilava sy ny taranaka mandova ny teny fikasana". 14/12/2018 Mama Volahavana Germaine Nenilava (14 Jolay 1920, Mandrondra - 22 Janoary 1998, Ankaramalaza) “MITSANGÀNA, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, Ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao, Fa, indro, ny aizina manarona ny tany, Ary ny aizim-pito manarona ny firenena; Fa aminao kosa no iposahan'i Jehovah, ary aminao no isehoan'ny voninahiny. Ary ny firenena manatona ny fahazavanao, Ary ny mpanjaka mankeo amin'ny famirapiratan'ny fiposahanao" Isaia 60:1-3. Fahasoavana ho an’ny firenena Malagasy ny namangian’Andriamanitra azy tamin’ny alalan’ireo raiamandrenin’ny Fifohazana efatra, nanomboka tamin’ny fifohazan’i Dada Rainisoalambo (1894) tao Soatanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava dia nanomboka ny ministerany ny 2 Aogositra 1941. Vehivavy noresahin’i Jesosy Kristy isan’andro i Mama Nenilava. Tany an-danitra no nanokanan’i Jesosy azy hanatanterahany ny asa nanendrena azy, dia ny hanambarana ny hafatry ny Tompo ho an’ny Malagasy sy izao tontolo izao. Nangataka taminy Jesosy Kristy, na teo aza ny fanetren-tenany, ny hanehoana teto an-tany izany fanokanana azy tany an-danitra izany, araka ny tenin'ny Tompo taminy nanao hoe: "Mba ho fantatry ny olona rehetra 'izao no nataoko taminao' " (1). Noho ny famindrampon’Andriamanitra dia tanteraka soa aman-tsara izany Fanehoam-panokanana an’i Mama Nenilava izany tamin’ny 2 Aogositra 1983 tao amin’ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza. Famantaram-paminaniana mamehy ny ministeran'i Mama Nenilava iray manontolo io Fanehoana io, no sady famantaram-panekena, antoka ho amin'ny fahatanterahan'ny teny fikasana nampombain'Andriamanitra an'i Mama Nenilava ho an'ny zanany rehetra, araka ny teniny hoe: "ho an'ny zanako rehetra io, na ny nahita ahy na ny tsy nahita ahy". Ny zanany, araka ny famaritan'i Mama Nenilava azy, dia « izay rehetra tia an’i Jesosy », dia izay rehetra mino sy mandray an’i Jesosy Kristy, Izay notoriany, ho Tompo sy Mpamonjy azy, ary mandray, miorina sy miaina ny fampianarana nampitainy avy tamin’i Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny hafatr'i Mama Nenilava tamin'i Dadatoa Bruno momba izany: “Soraty, soraty", sy ny hoe: "efa vita ve ny firaketana?", ary koa "tsy izaho Mama no nampanao an'io fa Jesosy" (2). Nampandre ihany koa i Mama Nenilava fa hanadinana ny zanany rehetra ny tenin’Andriamanitra nampitainy. Hoy izy momba izany: "enga anie isika rehetra samy ho afaka ny fanadinana lehibe" (3). Ry mpihaino hajaina, ho anao koa ny teny fikasana raha mandray ianao, koa mazotoa mihaino sy mianatra fa homba anao Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny tenin’Andriamanitra: “minoa an’i Jehovah Andriamanitrareo dia ho tafatoetra hianareo; minoa ny mpaminaniny dia hambinina hianareo” 2 Tan. 20:20. (1) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Isaia toko faha-54 sy ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava - Boky fahenina 'Ny famindram-po ho fanavotana'", Edisiona Hi&Fi, Febroary 2020, p.16. (2) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava Raiamandreny Tobilehibe Ankaramalaza, Ny teny fito fanendrena ny asa", Edisiona Hi&Fi, Jolay 1999, p.32. (3) 67 Ha ny 16/12/1974; D. Rabarihoela Bruno, "Manoloana ny asa Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava", Edisiona Hi&Fi. Dadatoa Rabarihoela Bruno (1946-2021) - Zanak'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, mpiandry "Fanantenana" (Ankaramalaza, 1976). Nantsoin'i Mama Nenilava hoe "Dadatoa" izy, noho ny tenin'i Jesosy. - Mpiara-miasa sy mpiraki-tsoratra teo amin'i Mama Nenilava nanomboka tamin'ny taona 1974 ka hatramin'ny nahalasanan'i Mama Nenilava tamin'ny taona 1998. - Raiamandreny mpampianatra-mpampiofana ny mpiandry sy ny mpiomana ho mpiandry teo amin'ny Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha nanomboka ny taona 1979. - Mpikaroka-Mpampianatra sy Mpanolo-tsaina momba ny fiaraha-monina sy ny fitondrana. - Mpitory teny tamin'ny radio samihafa (Radio Teny Fiainana, WebRadio HiFi : http://hifi-madanet.org/webradio-hifi/ - Mpamoron-kira masina, nanomboka tamin'ny tarika "Bruno sy Malala" niarahany natsangana tamin'i Nenitoa Malala vadiny, Pentekosta 1972. - Filoha-mpanorina ny Fikambanana "Hira sy Filazantsara" niforona tamin'ny taona 1972 tamin'ny alalan'ny tarika "Bruno sy Malala", natokana tao amin'ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza ny 1 Aogositra 1987. Pejy: https://hifi-madanet.org/ Facebook: https://www.facebook.com/Hira-Sy-Filazantsara-307053172959289 Perikopa isan'andro (malagasy): https://hifi-madanet.org/category/perikopa/ Péricope quotidienne (français): https://hifi-madanet.org/category/pericope-fr/ Daily Pericope (english): https://hifi-madanet.org/category/pericope-uk/ Tägliche Perikope (deutsch) : https://hifi-madanet.org/category/perikopede/

ダウンロードオプション準備中

popular icon
人気
hd icon
HDビデオ
audio icon
音声のみ
total icon
全フォーマット
* - ビデオが新しいタブで再生されている場合は、そのタブに行き、ビデオを右クリックして「ビデオを名前を付けて保存」を選択します
** - 専用プレーヤーでのオンライン再生用のリンク

ビデオダウンロードに関するご質問

mobile menu icon"MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA sy ny taranaka mandova ny teny fikasana 2/4 │ D. Bruno Rabarihoela"ビデオをダウンロードする方法は?mobile menu icon

  • http://unidownloader.com/サイトは、プログラムやブラウザー拡張機能をインストールせずにビデオや個別のオーディオトラックをダウンロードする最高の方法です。 UDL Helper拡張機能は、コンテンツをすばやくダウンロードできるように、YouTube、Instagram、OK.ruのサイトに調和して統合される便利なボタンです。 UDL Client(Windows用)プログラムは、900以上のサイト、ソーシャルネットワークやビデオホスティング、及びソースで利用可能なあらゆるビデオ画質をサポートする最も強力なソリューションです。 UDL Liteは、モバイルデバイスを使用してサイトに簡単にアクセスできる方法です。これを使用することにより、ビデオがお使いのスマホに直接ダウンロードできます。

mobile menu iconどの"MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA sy ny taranaka mandova ny teny fikasana 2/4 │ D. Bruno Rabarihoela"ビデオフォーマットを選択したらよいか?mobile menu icon

  • 最高画質のフォーマットは、FullHD(1080p)、2K(1440p)、4K(2160p)と8K(4320p)です。画面の解像度が高いほど、ビデオ画質も高くなります。ただし、ダウンロード速度、空き容量、再生中のデバイスのパフォーマンスなど、他の要素も考慮する必要があります。

mobile menu icon"MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA sy ny taranaka mandova ny teny fikasana 2/4 │ D. Bruno Rabarihoela"ビデオのダウンロード中にパソコンがフリーズするのはなぜか?mobile menu icon

  • ブラウザやコンピュータが完全にフリーズしてしまうのは普通のものではありません!完全にフリーズした場合は、ビデオへのリンクを添えてご報告ください。ビデオを適切なフォーマットで直接ダウンロードできない場合があるため、ファイルを必要なフォーマットに変換する機能を追加しました。場合によっては、このプロセスはパソコンのリソースを積極的に利用できます。

mobile menu icon"MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA sy ny taranaka mandova ny teny fikasana 2/4 │ D. Bruno Rabarihoela"ビデオをスマホにダウンロードする方法は?mobile menu icon

  • ビデオをお使いのスマホにサイト若しくはUDL Liteのpwaアプリを使用してダウンロードできます。UDL Helper拡張機能を使用して、QRコード経由でダウンロードリンクを送信することもできます。

mobile menu iconオーディオトラック(音楽)をMP3 "MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA sy ny taranaka mandova ny teny fikasana 2/4 │ D. Bruno Rabarihoela"でダウンロードする方法は?mobile menu icon

  • 最も便利な方法は、ビデオをMP3フォーマットへ変換することをサポートするUDL Clientプログラムを使用することです。場合によっては、MP3がUDL Helperも使用してダウンロードできます。

mobile menu icon"MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA sy ny taranaka mandova ny teny fikasana 2/4 │ D. Bruno Rabarihoela"ビデオからスクリーンショットを撮る方法は?mobile menu icon

  • この機能は、UDL Helper拡張機能で利用できます。設定で「ビデオスクイーンショットボタンを表示する」オプションがチェックされているを確認してください。「設定」アイコンの左側にあるプレーヤーの右下隅には、クリックするとビデオの現在のフレームがお使いのパソコンにJPEGフォーマットで保存されるカメラアイコンが表示されます。

mobile menu icon全部でいくらかかるか?mobile menu icon

  • 無料です。私たちのサービスはすべてのユーザーにとって完全に無料です。PROサブスクリプションもなく、ダウンロードビデオの数や最大長に制限もありません。