background top icon
background center wave icon
background filled rhombus icon
background two lines icon
background stroke rhombus icon

下载 "Hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy - Ap.3:14-20 / Dadatoa Rabarihoela Bruno"

input logo icon
视频标签
|

视频标签

Jesosy
Andriamanitra
Fifohazana
Ankaramalaza
Tobilehibe
Mama Nenilava
Nenilava
Dadatoa Bruno
Fiangonana Loterana Malagasy
FLM
Toriteny
Madagascar
Madagasikara
Faminaniana
Hira sy filazantsara
Hifi
Fampianarana
tantaran'ny fifohazana
fifohazana
ankaramalaza
mama nenilava
nenilava
famiananian'i nenilava
tantaran'i nenilava
Tantaran'i Nenilava
Fanehoam-panokanana
dadatoa bruno
flm 67 ha
toby 67 ha
toriteny dadatoa bruno
fampianarana mpiandry
Apokalipsy 3
apokalipsy 3
您已经有安装的 UDL Helper 您可以一键下载 视频!
已安装了
Google Chrome

说明:

Toriteny Fifohazana "Vatsim-panahy". Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha. 15/01/2010. Dadatoa Rabarihoela Bruno (1946-2021) - Zanak'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, mpiandry "Fanantenana" (Ankaramalaza, 1976). Nantsoin'i Mama Nenilava hoe "Dadatoa" noho ny tenin'i Jesosy. - Mpiara-miasa sy mpiraki-tsoratra teo amin'i Mama Volahavana Germaine Nenilava nanomboka ny taona 1974 ka hatramin'ny nahalasanan'i Mama tamin'ny taona 1998. - Raiamandreny mpampianatra-mpampiofana ny mpiandry sy ny mpiomana ho mpiandry teo amin'ny Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha nanomboka ny taona 1979. - Mpikaroka-Mpampianatra sy Mpanolo-tsaina momba ny fiaraha-monina sy ny fitondrana. - Mpitory teny tamin'ny radio samihafa (Radio Teny Fiainana, WebRadio HiFi : http://hifi-madanet.org/webradio-hifi/ ). - Mpanoratra boky sy artikla an-gazety samihafa. - Mpamoron-kira masina, nanomboka tamin'ny tarika "Bruno sy Malala" niarahany natsangana tamin'i Nenitoa Malala vadiny, Pentekosta 1972. - Mpanao famelabelarana momba ny hafatr'Andriamanitra ho an'ny Fiangonana, ny Firenena Malagasy sy izao tontolo izao tamin'ny alalan'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, isan'izany ny hafatry ny "Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava" notanterahina ny 2 Aogositra 1983 tao amin'ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza. - Nitana andraikitra samihafa teo amin'ny fiainam-pirenena sy ny Fifohazana: - Filoha niandraikitra ny Departemanta Fanadihadiana sy Fandravonana ny asan'ny Fihaonambem-pirenena, taona 1991-1992 (Antananarivo). - Filoha nitarika ny Komitin'ny Fihaonamben'ny Mpiandry Tobilehibe Efatra miray ao amin'ny FFPM, Taona 1995 (Antsirabe). - Filoha-mpanorina ny Fikambanana "Hira sy Filazantsara" (niforona tamin'ny taona 1972 tamin'ny alalan'ny tarika "Bruno sy Malala", natokana tao amin'ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza ny 1 Aogositra 1987). - Filoha-mpanorina ny GESC ("Groupe des experts et scientifiques consultants") ny taona 1992: vondron-kalitao ("cercle de qualité") sy vondron-kevitra ("think-tank") Kristiana, ary vondron'asa mikendry ny fanasoavana ny fiaraha-monina sy ny Firenena. Pejy: https://hifi-madanet.org/ Facebook: https://www.facebook.com/unsupportedbrowser Instagram: https://www.facebook.com/unsupportedbrowser Twitter: https://twitter.com/HFilazantsara Perikopa isan'andro (malagasy): https://hifi-madanet.org/category/perikopa/ Péricope quotidienne (français): https://hifi-madanet.org/category/pericope-fr/ Daily Pericope (english): https://hifi-madanet.org/category/pericope-uk/ Tägliche Perikope (deutsch) : https://hifi-madanet.org/category/perikopede/

准备下载方式

popular icon
流行的
hd icon
HD 视频
audio icon
只有音频
total icon
所有格式
* —— 如果视频在一个新的标签页中播放,请转到该标签页,然后右键点击视频,选择 "将视频保存为..."
** —— 该链接是在专门的播放器中在线播放

关于下载视频的问题

mobile menu icon如何下载 "Hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy - Ap.3:14-20 / Dadatoa Rabarihoela Bruno" 视频?mobile menu icon

  • http://unidownloader.com 网站是单独下载视频或音轨的最佳方式。如果您想避免安装程序和扩展。

  • UDL Helper 扩展是一个方便的按钮,嵌入YouTube、Instagram和OK.ru网站,用于快速下载内容。

  • UDL Client(适用于 Windows)支持900多个网站、社交网络和视频托管网站的最强大解决方案。包括源中可用的任何视频质量。

  • UDL Lite–从移动设备访问网站的便捷方式。借助此功能,您可以将视频直接下载到智能手机上。

mobile menu icon我应该选择哪种视频格式?mobile menu icon

  • 最佳质量格式为全高清(1080p)、2K(1440p)、4K(2160p)和8K(4320p)。屏幕分辨率越高,视频质量也越高。然而,还有其他因素需要考虑:下载速度、可用空间和设备性能。

mobile menu icon为什么下载 "Hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy - Ap.3:14-20 / Dadatoa Rabarihoela Bruno" 视频时我的电脑冻结?mobile menu icon

  • 浏览器/电脑不应完全冻结!如果发生这种情况,请通过视频链接进行报告。有时视频无法以合适的格式直接下载,因此我们增加了将文件转换为所需格式的功能。在某些情况下,此过程可能会主动使用计算机资源。

mobile menu icon如何将 "Hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy - Ap.3:14-20 / Dadatoa Rabarihoela Bruno" 视频下载到手机?mobile menu icon

  • 您可以使用网站或pwa应用程序 UDL Lite 将视频下载到智能手机上。也可以使用 UDL Helper 扩展通过二维码发送下载链接。

mobile menu icon如何将音轨(音乐)下载到MP3 "Hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy - Ap.3:14-20 / Dadatoa Rabarihoela Bruno"?mobile menu icon

  • 最方便的方法是使用UDL Client 程序,该程序支持将视频转换为MP3格式。在某些情况下,MP3 也可以通过 UDL Helper 扩展下载。

mobile menu icon如何保存视频中的帧 "Hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy - Ap.3:14-20 / Dadatoa Rabarihoela Bruno"?mobile menu icon

  • 此功能在 UDL Helper 扩展中可用。确保在设置中选中“显示视频快照按钮”。相机图标应出现在播放器的右下角“设置”图标的左侧。单击它时,视频中的当前帧将以 JPEG 格式保存到您的计算机中。

mobile menu icon这些东西的价格是多少?mobile menu icon

  • 完全不要花钱。我们的服务对所有用户都是绝对免费的。没有PRO订阅,下载视频的数量或最大长度没有限制。