Описание:
Toriteny Fifohazana "Vatsim-panahy". Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha. 15/01/2010. Dadatoa Rabarihoela Bruno (1946-2021) - Zanak'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, mpiandry "Fanantenana" (Ankaramalaza, 1976). Nantsoin'i Mama Nenilava hoe "Dadatoa" noho ny tenin'i Jesosy. - Mpiara-miasa sy mpiraki-tsoratra teo amin'i Mama Volahavana Germaine Nenilava nanomboka ny taona 1974 ka hatramin'ny nahalasanan'i Mama tamin'ny taona 1998. - Raiamandreny mpampianatra-mpampiofana ny mpiandry sy ny mpiomana ho mpiandry teo amin'ny Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha nanomboka ny taona 1979. - Mpikaroka-Mpampianatra sy Mpanolo-tsaina momba ny fiaraha-monina sy ny fitondrana. - Mpitory teny tamin'ny radio samihafa (Radio Teny Fiainana, WebRadio HiFi : http://hifi-madanet.org/webradio-hifi/ ). - Mpanoratra boky sy artikla an-gazety samihafa. - Mpamoron-kira masina, nanomboka tamin'ny tarika "Bruno sy Malala" niarahany natsangana tamin'i Nenitoa Malala vadiny, Pentekosta 1972. - Mpanao famelabelarana momba ny hafatr'Andriamanitra ho an'ny Fiangonana, ny Firenena Malagasy sy izao tontolo izao tamin'ny alalan'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, isan'izany ny hafatry ny "Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava" notanterahina ny 2 Aogositra 1983 tao amin'ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza. - Nitana andraikitra samihafa teo amin'ny fiainam-pirenena sy ny Fifohazana: - Filoha niandraikitra ny Departemanta Fanadihadiana sy Fandravonana ny asan'ny Fihaonambem-pirenena, taona 1991-1992 (Antananarivo). - Filoha nitarika ny Komitin'ny Fihaonamben'ny Mpiandry Tobilehibe Efatra miray ao amin'ny FFPM, Taona 1995 (Antsirabe). - Filoha-mpanorina ny Fikambanana "Hira sy Filazantsara" (niforona tamin'ny taona 1972 tamin'ny alalan'ny tarika "Bruno sy Malala", natokana tao amin'ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza ny 1 Aogositra 1987). - Filoha-mpanorina ny GESC ("Groupe des experts et scientifiques consultants") ny taona 1992: vondron-kalitao ("cercle de qualité") sy vondron-kevitra ("think-tank") Kristiana, ary vondron'asa mikendry ny fanasoavana ny fiaraha-monina sy ny Firenena. Pejy: https://hifi-madanet.org/ Facebook: https://www.facebook.com/unsupportedbrowser Instagram: https://www.facebook.com/unsupportedbrowser Twitter: https://twitter.com/HFilazantsara Perikopa isan'andro (malagasy): https://hifi-madanet.org/category/perikopa/ Péricope quotidienne (français): https://hifi-madanet.org/category/pericope-fr/ Daily Pericope (english): https://hifi-madanet.org/category/pericope-uk/ Tägliche Perikope (deutsch) : https://hifi-madanet.org/category/perikopede/
Готовим варианты загрузки
Сайт http://unidownloader.com/ — лучший способ скачать видео или отдельно аудиодорожку, если хочется обойтись без установки программ и расширений. Расширение UDL Helper — удобная кнопка, которая органично встраивается на сайты YouTube, Instagram и OK.ru для быстрого скачивания контента.
Программа UDL Client (для Windows) — самое мощное решение, поддерживающее более 900 сайтов, социальных сетей и видеохостингов, а также любое качество видео, которое доступно в источнике.
UDL Lite — представляет собой удобный доступ к сайту с мобильного устройства. С его помощью вы можете легко скачивать видео прямо на смартфон.
Наилучшее качество имеют форматы FullHD (1080p), 2K (1440p), 4K (2160p) и 8K (4320p). Чем больше разрешение вашего экрана, тем выше должно быть качество видео. Однако следует учесть и другие факторы: скорость скачивания, количество свободного места, а также производительность устройства при воспроизведении.
Полностью зависать браузер/компьютер не должен! Если это произошло, просьба сообщить об этом, указав ссылку на видео. Иногда видео нельзя скачать напрямую в подходящем формате, поэтому мы добавили возможность конвертации файла в нужный формат. В отдельных случаях этот процесс может активно использовать ресурсы компьютера.
Вы можете скачать видео на свой смартфон с помощью сайта или pwa-приложения UDL Lite. Также есть возможность отправить ссылку на скачивание через QR-код с помощью расширения UDL Helper.
Самый удобный способ — воспользоваться программой UDL Client, которая поддерживает конвертацию видео в формат MP3. В некоторых случаях MP3 можно скачать и через расширение UDL Helper.
Эта функция доступна в расширении UDL Helper. Убедитесь, что в настройках отмечен пункт «Отображать кнопку сохранения скриншота из видео». В правом нижнем углу плеера левее иконки «Настройки» должна появиться иконка камеры, по нажатию на которую текущий кадр из видео будет сохранён на ваш компьютер в формате JPEG.
Нисколько. Наши сервисы абсолютно бесплатны для всех пользователей. Здесь нет PRO подписок, нет ограничений на количество или максимальную длину скачиваемого видео.