Açıklama:
Ho fahatsiarovana ho an'ny zanak'i Mama rehetra, "na ny nahita azy na ny tsy nahita azy". Horonam-peo noraketin'i Dadatoa Bruno Rabarihoela sy Nenitoa Malala vadiny (1976). Navoaka CD tamin'ny Jobily faha 50 taonan'ny Tobilehibe Ankaramalaza (1991). 00:00 Fampidirina (Nenitoa Malala, 1991) 00:15 Izaho nentina nanatrika FFPM 293-294 (Mama Nenilava sy ny zanany, feo nomen'i Jesosy an'i Mama) 03:04 Vakiteny Matio 7:1-11 (Pastora Razafimanantsoa, Fanokanana mpiandry, 2 Aogositra 1976) 05:14 Tsara Lova ry Jeso ô FFPM 515 (Mama Nenilava - feo fahatelo - sy ny zanany) 09:10 Toriteny (Mama Nenilava, fanokanana mpiandry, 2 Aogositra 1976) ------- Mama Volahavana Germaine Nenilava (14 Jolay 1920, Mandrondra - 22 Janoary 1998, Ankaramalaza): “MITSANGÀNA, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, Ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao, Fa, indro, ny aizina manarona ny tany, Ary ny aizim-pito manarona ny firenena; Fa aminao kosa no iposahan'i Jehovah, ary aminao no isehoan'ny voninahiny. Ary ny firenena manatona ny fahazavanao, Ary ny mpanjaka mankeo amin'ny famirapiratan'ny fiposahanao" Isaia 60:1-3. Fahasoavana ho an’ny firenena Malagasy ny namangian’Andriamanitra azy tamin’ny alalan’ireo raiamandrenin’ny Fifohazana efatra, nanomboka tamin’ny fifohazan’i Dada Rainisoalambo (1894) tao Soatanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava dia nanomboka ny ministerany ny 2 Aogositra 1941. Vehivavy noresahin’i Jesosy Kristy isan’andro i Mama Nenilava. Tany an-danitra no nanokanan’i Jesosy azy hanatanterahany ny asa nanendrena azy, dia ny hanambarana ny hafatry ny Tompo ho an’ny Malagasy sy izao tontolo izao. Nangataka taminy Jesosy Kristy, na teo aza ny fanetren-tenany, ny hanehoana teto an-tany izany fanokanana azy tany an-danitra izany, araka ny tenin'ny Tompo taminy nanao hoe: "Mba ho fantatry ny olona rehetra 'izao no nataoko taminao' " (1). Noho ny famindrampon’Andriamanitra dia tanteraka soa aman-tsara izany Fanehoam-panokanana an’i Mama Nenilava izany tamin’ny 2 Aogositra 1983 tao amin’ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza. Famantaram-paminaniana mamehy ny ministeran'i Mama Nenilava iray manontolo io Fanehoana io, no sady famantaram-panekena, antoka ho amin'ny fahatanterahan'ny teny fikasana nampombain'Andriamanitra an'i Mama Nenilava ho an'ny zanany rehetra, araka ny teniny hoe: "ho an'ny zanako rehetra io, na ny nahita ahy na ny tsy nahita ahy". Ny zanany, araka ny famaritan'i Mama Nenilava azy, dia « izay rehetra tia an’i Jesosy », dia izay rehetra mino sy mandray an’i Jesosy Kristy, Izay notoriany, ho Tompo sy Mpamonjy azy, ary mandray, miorina sy miaina ny fampianarana nampitainy avy tamin’i Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny hafatr'i Mama Nenilava tamin'i Dadatoa Bruno momba izany: “Soraty, soraty", sy ny hoe: "efa vita ve ny firaketana?", ary koa "tsy izaho Mama no nampanao an'io fa Jesosy" (2). Nampandre ihany koa i Mama Nenilava fa hanadinana ny zanany rehetra ny tenin’Andriamanitra nampitainy. Hoy izy momba izany: "enga anie isika rehetra samy ho afaka ny fanadinana lehibe" (3). Ry mpihaino hajaina, ho anao koa ny teny fikasana raha mandray ianao, koa mazotoa mihaino sy mianatra fa homba anao Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny tenin’Andriamanitra: “minoa an’i Jehovah Andriamanitrareo dia ho tafatoetra hianareo; minoa ny mpaminaniny dia hambinina hianareo” 2 Tantara 20:20. (1) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Isaia toko faha-54 sy ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava - Boky fahenina 'Ny famindram-po ho fanavotana' ", Edisiona Hi&Fi, Febroary 2020, p.16. (2) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava Raiamandreny Tobilehibe Ankaramalaza, Ny teny fito fanendrena ny asa", Edisiona Hi&Fi, Jolay 1999, p.32. (3) 67 Ha ny 16/12/1974; D. Rabarihoela Bruno, "Manoloana ny asa Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava", Edisiona Hi&Fi. ------- Dadatoa Rabarihoela Bruno (1946-2021): - Zanak'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, mpiandry "Fanantenana" (Ankaramalaza, 1976). Nantsoin'i Mama Nenilava hoe "Dadatoa" izy, noho ny tenin'i Jesosy. - Mpiara-miasa sy mpiraki-tsoratra teo amin'i Mama Nenilava nanomboka tamin'ny taona 1974 ka hatramin'ny nahalasanan'i Mama Nenilava tamin'ny taona 1998. - Raiamandreny mpampianatra-mpampiofana ny mpiandry sy ny mpiomana ho mpiandry teo amin'ny Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha nanomboka ny taona 1979. Pejy: https://hifi-madanet.org Facebook: https://www.facebook.com/Hira-Sy-Filazantsara-307053172959289 Twitter: https://twitter.com/HFilazantsara Perikopa isan'andro (malagasy): https://hifi-madanet.org/category/perikopa/ Péricope quotidienne (français): https://hifi-madanet.org/category/pericope-fr/
İndirme seçeneklerini hazırlama
http://unidownloader.com/ web sitesi, program ve uzantı yüklemeden yapmak istiyorsanız, bir videoyu veya ayrı bir ses parçasını indirmenin en iyi yoludur.
UDL Helper uzantısı, hızlı içerik indirme için YouTube, Instagram ve OK.ru sitelerine sorunsuz bir şekilde entegre edilen kullanışlı bir düğmedir.
UDL Client programı (Windows için), 900'den fazla web sitesini, sosyal ağları ve video barındırma sitelerini ve ayrıca kaynakta bulunan herhangi bir video kalitesini destekleyen en güçlü çözümdür.
UDL Lite, mobil cihazınızdan bir web sitesine erişmenin gerçekten kullanışlı bir yoludur. Yardımı ile videoları doğrudan akıllı telefonunuza kolayca indirebilirsiniz.
En iyi kalite formatları FullHD (1080p), 2K (1440p), 4K (2160p) ve 8K'dır (4320p). Ekranınızın çözünürlüğü ne kadar yüksekse video kalitesi de o kadar yüksek olmalıdır. Bununla birlikte, göz önünde bulundurulması gereken başka faktörler de vardır: indirme hızı, boş alan miktarı ve oynatma sırasında cihaz performansı.
Tarayıcı/bilgisayar tamamen donmamalıdır! Böyle bir durumda lütfen videonun bağlantısını ekleyerek bildirin. Bazen videolar doğrudan uygun bir formatta indirilemez, bu nedenle dosyayı istenen formata dönüştürme özelliğini ekledik. Bazı durumlarda, bu işlem bilgisayar kaynaklarını aktif olarak kullanabilir.
Web sitesini veya PWA uygulaması UDL Lite'ı kullanarak bir videoyu akıllı telefonunuza indirebilirsiniz. UDL Helper uzantısını kullanarak QR kodu aracılığıyla bir indirme bağlantısı göndermek de mümkündür.
En uygun yol, videoyu MP3 formatına dönüştürmeyi destekleyen UDL Client programını kullanmaktır. Bazı durumlarda MP3, UDL Helper uzantısı aracılığıyla da indirilebilir.
Bu özellik UDL Helper uzantısında mevcuttur. Ayarlarda "Video anlık görüntüsü düğmesini göster" seçeneğinin işaretli olduğundan emin olun. Oynatıcının sağ alt köşesinde "Ayarlar" simgesinin solunda bir kamera simgesi görünmelidir. Üzerine tıkladığınızda, videodaki mevcut kare JPEG formatında bilgisayarınıza kaydedilecektir.
Hiçbir maliyeti yok. Hizmetlerimiz tüm kullanıcılar için tamamen ücretsizdir. PRO abonelikleri yoktur, indirilen videoların sayısı veya maksimum uzunluğu konusunda herhangi bir kısıtlama yoktur.