background top icon
background center wave icon
background filled rhombus icon
background two lines icon
background stroke rhombus icon

डाउनलोड "MAMA NENILAVA (feo) - 1/2│ Hira sy toriteny (1976)"

input logo icon
"videoThumbnail MAMA NENILAVA (feo) - 1/2│ Hira sy toriteny (1976)
विषयसूची
|

विषयसूची

0:00
Fampidirina (Nenitoa Malala, 1991)
0:15
Izaho nentina nanatrika FFPM 293-294 (Mama Nenilava sy ny zanany, feo nomen'i Jesosy an'i Mama)
3:04
Vakiteny Matio 7:1-11 (Pastora Razafimanantsoa, Fanokanana mpiandry, 2 Aogositra 1976)
5:14
Tsara Lova ry Jeso ô FFPM 515 (Mama Nenilava - feo fahatelo - sy ny zanany)
9:10
Toriteny (Mama Nenilava, fanokanana mpiandry, 2 Aogositra 1976)
20:20
Ry mpihaino hajaina, ho anao koa ny teny fikasana raha mandray ianao, koa mazotoa mihaino sy mianatra fa homba anao Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny tenin’Andriamanitra: “minoa an’i Jehovah Andriamanitrareo dia ho tafatoetra hianareo; minoa ny mpaminaniny dia hambinina hianareo” 2 Tantara
वीडियो टैग
|

वीडियो टैग

Jesosy
Fifohazana
Ankaramalaza
Mama Nenilava
Nenilava
Dadatoa Bruno
Fiangonana Loterana Malagasy
FLM
Eglise luthérienne malgache
Madagascar
Faminaniana
Faminanian'i Nenilava
Hira sy filazantsara
Fampianarana
Tantaran'ny Fifohazana
fifohazana
ankaramalaza
mama nenilava
nenilava
tantaran'i nenilava
Tantaran'i Nenilava
Fanehoam-panokanana
toriteny mama nenilava
ankaramalaza 2022
ffpm
hira ffpm
toriteny
tantara
madagasikara
faminaniana
आपके पास पहले से ही UDL Helper इंस्टॉल है आप 1 क्लिक में वीडियो डाउनलोड कर सकते हैं!

विवरण:

Ho fahatsiarovana ho an'ny zanak'i Mama rehetra, "na ny nahita azy na ny tsy nahita azy". Horonam-peo noraketin'i Dadatoa Bruno Rabarihoela sy Nenitoa Malala vadiny (1976). Navoaka CD tamin'ny Jobily faha 50 taonan'ny Tobilehibe Ankaramalaza (1991). 00:00 Fampidirina (Nenitoa Malala, 1991) 00:15 Izaho nentina nanatrika FFPM 293-294 (Mama Nenilava sy ny zanany, feo nomen'i Jesosy an'i Mama) 03:04 Vakiteny Matio 7:1-11 (Pastora Razafimanantsoa, Fanokanana mpiandry, 2 Aogositra 1976) 05:14 Tsara Lova ry Jeso ô FFPM 515 (Mama Nenilava - feo fahatelo - sy ny zanany) 09:10 Toriteny (Mama Nenilava, fanokanana mpiandry, 2 Aogositra 1976) ------- Mama Volahavana Germaine Nenilava (14 Jolay 1920, Mandrondra - 22 Janoary 1998, Ankaramalaza): “MITSANGÀNA, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, Ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao, Fa, indro, ny aizina manarona ny tany, Ary ny aizim-pito manarona ny firenena; Fa aminao kosa no iposahan'i Jehovah, ary aminao no isehoan'ny voninahiny. Ary ny firenena manatona ny fahazavanao, Ary ny mpanjaka mankeo amin'ny famirapiratan'ny fiposahanao" Isaia 60:1-3. Fahasoavana ho an’ny firenena Malagasy ny namangian’Andriamanitra azy tamin’ny alalan’ireo raiamandrenin’ny Fifohazana efatra, nanomboka tamin’ny fifohazan’i Dada Rainisoalambo (1894) tao Soatanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava dia nanomboka ny ministerany ny 2 Aogositra 1941. Vehivavy noresahin’i Jesosy Kristy isan’andro i Mama Nenilava. Tany an-danitra no nanokanan’i Jesosy azy hanatanterahany ny asa nanendrena azy, dia ny hanambarana ny hafatry ny Tompo ho an’ny Malagasy sy izao tontolo izao. Nangataka taminy Jesosy Kristy, na teo aza ny fanetren-tenany, ny hanehoana teto an-tany izany fanokanana azy tany an-danitra izany, araka ny tenin'ny Tompo taminy nanao hoe: "Mba ho fantatry ny olona rehetra 'izao no nataoko taminao' " (1). Noho ny famindrampon’Andriamanitra dia tanteraka soa aman-tsara izany Fanehoam-panokanana an’i Mama Nenilava izany tamin’ny 2 Aogositra 1983 tao amin’ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza. Famantaram-paminaniana mamehy ny ministeran'i Mama Nenilava iray manontolo io Fanehoana io, no sady famantaram-panekena, antoka ho amin'ny fahatanterahan'ny teny fikasana nampombain'Andriamanitra an'i Mama Nenilava ho an'ny zanany rehetra, araka ny teniny hoe: "ho an'ny zanako rehetra io, na ny nahita ahy na ny tsy nahita ahy". Ny zanany, araka ny famaritan'i Mama Nenilava azy, dia « izay rehetra tia an’i Jesosy », dia izay rehetra mino sy mandray an’i Jesosy Kristy, Izay notoriany, ho Tompo sy Mpamonjy azy, ary mandray, miorina sy miaina ny fampianarana nampitainy avy tamin’i Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny hafatr'i Mama Nenilava tamin'i Dadatoa Bruno momba izany: “Soraty, soraty", sy ny hoe: "efa vita ve ny firaketana?", ary koa "tsy izaho Mama no nampanao an'io fa Jesosy" (2). Nampandre ihany koa i Mama Nenilava fa hanadinana ny zanany rehetra ny tenin’Andriamanitra nampitainy. Hoy izy momba izany: "enga anie isika rehetra samy ho afaka ny fanadinana lehibe" (3). Ry mpihaino hajaina, ho anao koa ny teny fikasana raha mandray ianao, koa mazotoa mihaino sy mianatra fa homba anao Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny tenin’Andriamanitra: “minoa an’i Jehovah Andriamanitrareo dia ho tafatoetra hianareo; minoa ny mpaminaniny dia hambinina hianareo” 2 Tantara 20:20. (1) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Isaia toko faha-54 sy ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava - Boky fahenina 'Ny famindram-po ho fanavotana' ", Edisiona Hi&Fi, Febroary 2020, p.16. (2) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava Raiamandreny Tobilehibe Ankaramalaza, Ny teny fito fanendrena ny asa", Edisiona Hi&Fi, Jolay 1999, p.32. (3) 67 Ha ny 16/12/1974; D. Rabarihoela Bruno, "Manoloana ny asa Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava", Edisiona Hi&Fi. ------- Dadatoa Rabarihoela Bruno (1946-2021): - Zanak'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, mpiandry "Fanantenana" (Ankaramalaza, 1976). Nantsoin'i Mama Nenilava hoe "Dadatoa" izy, noho ny tenin'i Jesosy. - Mpiara-miasa sy mpiraki-tsoratra teo amin'i Mama Nenilava nanomboka tamin'ny taona 1974 ka hatramin'ny nahalasanan'i Mama Nenilava tamin'ny taona 1998. - Raiamandreny mpampianatra-mpampiofana ny mpiandry sy ny mpiomana ho mpiandry teo amin'ny Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha nanomboka ny taona 1979. Pejy: https://hifi-madanet.org/ Facebook: https://www.facebook.com/unsupportedbrowser Twitter: https://twitter.com/HFilazantsara Perikopa isan'andro (malagasy): https://hifi-madanet.org/category/perikopa/ Péricope quotidienne (français): https://hifi-madanet.org/category/pericope-fr/

डाउनलोड विकल्प तैयार किया जा रहा है

popular icon
लोकप्रिय
hd icon
HD वीडियो
audio icon
केवल ध्वनि
total icon
सभी
* —यदि वीडियो एक नए टैब में चल रहा है, तो उस पर जाएं, फिर वीडियो पर राइट-क्लिक करें और "वीडियो को इस रूप में सहेजें..." चुनें
** — विशिष्ट खिलाड़ियों में ऑनलाइन प्लेबैक के लिए लिंक

विडियो डाउनलोड करने के बारे में सवाल

mobile menu iconमैं "MAMA NENILAVA (feo) - 1/2│ Hira sy toriteny (1976)" वीडियो कैसे डाउनलोड कर सकता हूँ?mobile menu icon

  • वेबसाइट http://unidownloader.com/ बिना किसी प्रोग्राम या एक्सटेंशन को इंस्टॉल किए वीडियो या सिर्फ ऑडियो ट्रैक डाउनलोड करने का सबसे अच्छा तरीका है।

  • यदि आप सीधे YouTube, Instagram और OK.ru जैसी साइटों से वीडियो डाउनलोड करना चाहते हैं, तो UDL Helper एक्सटेंशन एक आसान बटन है जो इन साइटों में एकीकृत रूप से जुड़ा होता है।

  • UDL क्लाइंट प्रोग्राम (विंडोज के लिए) सबसे शक्तिशाली समाधान है जो 900 से अधिक वेबसाइटों, सोशल नेटवर्क और वीडियो होस्टिंग साइटों के साथ-साथ स्रोत में उपलब्ध किसी भी वीडियो गुणवत्ता का समर्थन करता है।

  • UDL Lite आपके मोबाइल डिवाइस से वेबसाइट तक पहुंचने का एक बहुत ही सुविधाजनक तरीका है। इसकी मदद से आप आसानी से सीधे अपने स्मार्टफोन पर वीडियो डाउनलोड कर सकते हैं।

mobile menu icon"MAMA NENILAVA (feo) - 1/2│ Hira sy toriteny (1976)" वीडियो के लिए कौन सा फॉर्मेट चुनना चाहिए?mobile menu icon

  • सबसे अच्छी गुणवत्ता वाले फॉर्मेट FullHD (1080p), 2K (1440p), 4K (2160p) और 8K (4320p) हैं। आपकी स्क्रीन का रेजल्यूशन जितना ज्यादा होगा, वीडियो की गुणवत्ता उतनी ही बेहतर होनी चाहिए। हालांकि, चुनने से पहले कुछ अन्य कारकों पर भी विचार करना चाहिए: डाउनलोड स्पीड, खाली जगह और प्लेबैक के दौरान डिवाइस की परफॉर्मेंस।

mobile menu icon"MAMA NENILAVA (feo) - 1/2│ Hira sy toriteny (1976)" वीडियो लोड करते समय मेरा कंप्यूटर फ्रीज क्यों हो जाता है?mobile menu icon

  • ब्राउज़र या कंप्यूटर को पूरी तरह से फ्रीज नहीं होना चाहिए! यदि ऐसा होता है, तो कृपया वीडियो के लिंक के साथ इसकी सूचना दें। कभी-कभी वीडियो को सीधे उपयुक्त फॉर्मेट में डाउनलोड नहीं किया जा सकता है, इसलिए हमने फाइल को वांछित फॉर्मेट में कनवर्ट करने की क्षमता को शामिल किया है। कुछ मामलों में, यह प्रक्रिया सक्रिय रूप से कंप्यूटर संसाधनों का उपयोग कर सकती है।

mobile menu icon"MAMA NENILAVA (feo) - 1/2│ Hira sy toriteny (1976)" वीडियो को अपने फोन में कैसे डाउनलोड करें?mobile menu icon

  • आप वेबसाइट या PWA एप्लिकेशन UDL Lite का उपयोग करके अपने स्मार्टफोन पर वीडियो डाउनलोड कर सकते हैं। UDL Helper एक्सटेंशन का उपयोग करके QR कोड के माध्यम से डाउनलोड लिंक भेजना भी संभव है।

mobile menu icon"MAMA NENILAVA (feo) - 1/2│ Hira sy toriteny (1976)" से MP3 में ऑडियो ट्रैक (संगीत) कैसे डाउनलोड करें?mobile menu icon

  • सबसे सुविधाजनक तरीका UDL Client प्रोग्राम का उपयोग करना है, जो वीडियो को MP3 फॉर्मेट में बदलने का समर्थन करता है। कुछ मामलों में, UDL Helper एक्सटेंशन के माध्यम से भी MP3 डाउनलोड किया जा सकता है।

mobile menu icon"MAMA NENILAVA (feo) - 1/2│ Hira sy toriteny (1976)" वीडियो से फ्रेम कैसे सेव करें?mobile menu icon

  • यह सुविधा UDL Helper एक्सटेंशन में उपलब्ध है। सुनिश्चित करें कि सेटिंग्स में "वीडियो स्नैपशॉट बटन दिखाएं" चेक किया गया है। ऐसा करने पर, प्लेयर के निचले दाएं कोने में "सेटिंग्स" आइकॉन के बाईं ओर एक कैमरा आइकॉन दिखाई देना चाहिए। जब आप उस पर क्लिक करते हैं, तो वीडियो का वर्तमान फ्रेम आपके कंप्यूटर पर JPEG फॉर्मेट में सहेजा जाएगा।

mobile menu iconइस सारे सामान की कीमत क्या है?mobile menu icon

  • इसमें कुछ भी खर्च नहीं होता। हमारी सेवाएँ सभी उपयोगकर्ताओं के लिए बिल्कुल निःशुल्क हैं। यहां कोई PRO सदस्यता नहीं है, डाउनलोड किए गए वीडियो की संख्या या अधिकतम लंबाई पर कोई प्रतिबंध नहीं है।