background top icon
background center wave icon
background filled rhombus icon
background two lines icon
background stroke rhombus icon

Скачать "Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy- Lioka 7:40-48 / Dadatoa Rabarihoela Bruno"

input logo icon
Теги видео
|

Теги видео

Jesosy
Andriamanitra
Fifohazana
Ankaramalaza
Tobilehibe
Mama Nenilava
Nenilava
Dadatoa Bruno
Fiangonana Loterana Malagasy
FLM
Toriteny
Madagascar
Madagasikara
Faminaniana
Hira sy filazantsara
Hifi
Fampianarana
tantaran'ny fifohazana
fifohazana
ankaramalaza
mama nenilava
nenilava
famiananian'i nenilava
tantaran'i nenilava
Tantaran'i Nenilava
Fanehoam-panokanana
dadatoa bruno
flm 67 ha
toby 67 ha
toriteny dadatoa bruno
fampianarana mpiandry
lioka 7
Lioka 7
У вас уже установлен UDL Helper Вы можете скачивать видео в 1 клик!
Установлено
для
Google Chrome

Описание:

Toriteny Fifohazana "Vatsim-panahy". Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha. 03/07/2009. Dadatoa Rabarihoela Bruno (1946-2021) - Zanak'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, mpiandry "Fanantenana" (Ankaramalaza, 1976). Nantsoin'i Mama Nenilava hoe "Dadatoa" noho ny tenin'i Jesosy. - Mpiara-miasa sy mpiraki-tsoratra teo amin'i Mama Volahavana Germaine Nenilava nanomboka ny taona 1974 ka hatramin'ny nahalasanan'i Mama tamin'ny taona 1998. - Raiamandreny mpampianatra-mpampiofana ny mpiandry sy ny mpiomana ho mpiandry teo amin'ny Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha nanomboka ny taona 1979. - Mpikaroka-Mpampianatra sy Mpanolo-tsaina momba ny fiaraha-monina sy ny fitondrana. - Mpitory teny tamin'ny radio samihafa (Radio Teny Fiainana, WebRadio HiFi : http://hifi-madanet.org/webradio-hifi/ ). - Mpanoratra boky sy artikla an-gazety samihafa. - Mpamoron-kira masina, nanomboka tamin'ny tarika "Bruno sy Malala" niarahany natsangana tamin'i Nenitoa Malala vadiny, Pentekosta 1972. - Mpanao famelabelarana momba ny hafatr'Andriamanitra ho an'ny Fiangonana, ny Firenena Malagasy sy izao tontolo izao tamin'ny alalan'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, isan'izany ny hafatry ny "Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava" notanterahina ny 2 Aogositra 1983 tao amin'ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza. - Nitana andraikitra samihafa teo amin'ny fiainam-pirenena sy ny Fifohazana: - Filoha niandraikitra ny Departemanta Fanadihadiana sy Fandravonana ny asan'ny Fihaonambem-pirenena, taona 1991-1992 (Antananarivo). - Filoha nitarika ny Komitin'ny Fihaonamben'ny Mpiandry Tobilehibe Efatra miray ao amin'ny FFPM, Taona 1995 (Antsirabe). - Filoha-mpanorina ny Fikambanana "Hira sy Filazantsara" (niforona tamin'ny taona 1972 tamin'ny alalan'ny tarika "Bruno sy Malala", natokana tao amin'ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza ny 1 Aogositra 1987). - Filoha-mpanorina ny GESC ("Groupe des experts et scientifiques consultants") ny taona 1992: vondron-kalitao ("cercle de qualité") sy vondron-kevitra ("think-tank") Kristiana, ary vondron'asa mikendry ny fanasoavana ny fiaraha-monina sy ny Firenena. Pejy: https://hifi-madanet.org/ Facebook: https://www.facebook.com/unsupportedbrowser Instagram: https://www.facebook.com/unsupportedbrowser Twitter: https://twitter.com/HFilazantsara Perikopa isan'andro (malagasy): https://hifi-madanet.org/category/perikopa/ Péricope quotidienne (français): https://hifi-madanet.org/category/pericope-fr/ Daily Pericope (english): https://hifi-madanet.org/category/pericope-uk/ Tägliche Perikope (deutsch) : https://hifi-madanet.org/category/perikopede/

Готовим варианты загрузки

popular icon
Популярные
hd icon
HD видео
audio icon
Только звук
total icon
Все форматы
* — Если видео проигрывается в новой вкладке, перейдите в неё, а затем кликните по видео правой кнопкой мыши и выберите пункт "Сохранить видео как..."
** — Ссылка предназначенная для онлайн воспроизведения в специализированных плеерах

Вопросы о скачивании видео

mobile menu iconКак можно скачать видео "Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy- Lioka 7:40-48 / Dadatoa Rabarihoela Bruno"?mobile menu icon

  • Сайт http://unidownloader.com/ — лучший способ скачать видео или отдельно аудиодорожку, если хочется обойтись без установки программ и расширений. Расширение UDL Helper — удобная кнопка, которая органично встраивается на сайты YouTube, Instagram и OK.ru для быстрого скачивания контента.

  • Программа UDL Client (для Windows) — самое мощное решение, поддерживающее более 900 сайтов, социальных сетей и видеохостингов, а также любое качество видео, которое доступно в источнике.

  • UDL Lite — представляет собой удобный доступ к сайту с мобильного устройства. С его помощью вы можете легко скачивать видео прямо на смартфон.

mobile menu iconКакой формат видео "Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy- Lioka 7:40-48 / Dadatoa Rabarihoela Bruno" выбрать?mobile menu icon

  • Наилучшее качество имеют форматы FullHD (1080p), 2K (1440p), 4K (2160p) и 8K (4320p). Чем больше разрешение вашего экрана, тем выше должно быть качество видео. Однако следует учесть и другие факторы: скорость скачивания, количество свободного места, а также производительность устройства при воспроизведении.

mobile menu iconПочему компьютер зависает при загрузке видео "Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy- Lioka 7:40-48 / Dadatoa Rabarihoela Bruno"?mobile menu icon

  • Полностью зависать браузер/компьютер не должен! Если это произошло, просьба сообщить об этом, указав ссылку на видео. Иногда видео нельзя скачать напрямую в подходящем формате, поэтому мы добавили возможность конвертации файла в нужный формат. В отдельных случаях этот процесс может активно использовать ресурсы компьютера.

mobile menu iconКак скачать видео "Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy- Lioka 7:40-48 / Dadatoa Rabarihoela Bruno" на телефон?mobile menu icon

  • Вы можете скачать видео на свой смартфон с помощью сайта или pwa-приложения UDL Lite. Также есть возможность отправить ссылку на скачивание через QR-код с помощью расширения UDL Helper.

mobile menu iconКак скачать аудиодорожку (музыку) в MP3 "Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy- Lioka 7:40-48 / Dadatoa Rabarihoela Bruno"?mobile menu icon

  • Самый удобный способ — воспользоваться программой UDL Client, которая поддерживает конвертацию видео в формат MP3. В некоторых случаях MP3 можно скачать и через расширение UDL Helper.

mobile menu iconКак сохранить кадр из видео "Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy- Lioka 7:40-48 / Dadatoa Rabarihoela Bruno"?mobile menu icon

  • Эта функция доступна в расширении UDL Helper. Убедитесь, что в настройках отмечен пункт «Отображать кнопку сохранения скриншота из видео». В правом нижнем углу плеера левее иконки «Настройки» должна появиться иконка камеры, по нажатию на которую текущий кадр из видео будет сохранён на ваш компьютер в формате JPEG.

mobile menu iconСколько это всё стоит?mobile menu icon

  • Нисколько. Наши сервисы абсолютно бесплатны для всех пользователей. Здесь нет PRO подписок, нет ограничений на количество или максимальную длину скачиваемого видео.