background top icon
background center wave icon
background filled rhombus icon
background two lines icon
background stroke rhombus icon

Downloaden "Tantaran'ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava │Dadatoa Bruno Rabarihoela"

input logo icon
Video-tags
|

Video-tags

Jesosy
Andriamanitra
Fifohazana
Ankaramalaza
Tobilehibe
Mama Nenilava
Nenilava
Dadatoa Bruno
Fiangonana Loterana Malagasy
FLM
Toriteny
Eglise luthérienne malgache
Madagascar
Madagasikara
Faminaniana
Faminanian'i Nenilava
Hira sy filazantsara
Hifi
HiFi
Fampianarana
Tantaran'ny Fifohazana
tantaran'ny fifohazana
fifohazana
ankaramalaza
mama nenilava
nenilava
famiananian'i nenilava
isan-taona 2013
Isan-taona 2013
tantaran'i nenilava
Tantaran'i Nenilava
Fanehoam-panokanana
Je hebt UDL Helper al geïnstalleerd Je kunt video in 1 klik downloaden!
Geïnstalleerd
voor
Google Chrome

Beschrijving:

Toby FLM Betesda Ambohibao, Isan-taona Aogositra 2013. Lahateny tamin'ny Jobily faha-30 taonan'ny Fanehoam-panokanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava (14 Jolay 1920, Mandrondra - 22 Janoary 1998, Ankaramalaza) “MITSANGÀNA, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, Ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao, Fa, indro, ny aizina manarona ny tany, Ary ny aizim-pito manarona ny firenena; Fa aminao kosa no iposahan'i Jehovah, ary aminao no isehoan'ny voninahiny. Ary ny firenena manatona ny fahazavanao, Ary ny mpanjaka mankeo amin'ny famirapiratan'ny fiposahanao" Isaia 60:1-3. Fahasoavana ho an’ny firenena Malagasy ny namangian’Andriamanitra azy tamin’ny alalan’ireo raiamandrenin’ny Fifohazana efatra, nanomboka tamin’ny fifohazan’i Dada Rainisoalambo (1894) tao Soatanana. Mama Volahavana Germaine Nenilava dia nanomboka ny ministerany ny 2 Aogositra 1941. Vehivavy noresahin’i Jesosy Kristy isan’andro i Mama Nenilava. Tany an-danitra no nanokanan’i Jesosy azy hanatanterahany ny asa nanendrena azy, dia ny hanambarana ny hafatry ny Tompo ho an’ny Malagasy sy izao tontolo izao. Nangataka taminy Jesosy Kristy, na teo aza ny fanetren-tenany, ny hanehoana teto an-tany izany fanokanana azy tany an-danitra izany, araka ny tenin'ny Tompo taminy nanao hoe: "Mba ho fantatry ny olona rehetra 'izao no nataoko taminao'" (1). Noho ny famindrampon’Andriamanitra dia tanteraka soa aman-tsara izany Fanehoam-panokanana an’i Mama Nenilava izany tamin’ny 2 Aogositra 1983 tao amin’ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza. Famantaram-paminaniana mamehy ny ministeran'i Mama Nenilava iray manontolo io Fanehoana io, no sady famantaram-panekena, antoka ho amin'ny fahatanterahan'ny teny fikasana nampombain'Andriamanitra an'i Mama Nenilava ho an'ny zanany rehetra. Ny zanany, araka ny famaritan'i Mama Nenilava azy, dia « izay rehetra tia an’i Jesosy », dia izay rehetra mino sy mandray an’i Jesosy Kristy, Izay notoriany, ho Tompo sy Mpamonjy azy, ary miorina sy miaina ny fampianarana nampitainy avy tamin’i Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny hafatr'i Mama Nenilava tamin'i Dadatoa Bruno momba ireo fampianarany ireo: “Soraty, soraty", sy ny hoe: "efa vita ve ny firaketana?", ary koa "tsy izaho Mama no nampanao an'io fa Jesosy" (2). Nampandre ihany koa i Mama Nenilava fa hanadinana ny zanany rehetra ny tenin’Andriamanitra nampitainy. Hoy izy momba izany: "enga anie isika rehetra samy ho afaka ny fanadinana lehibe" (3). Ry mpihaino hajaina, ho anao koa ny teny fikasana raha mandray ianao, koa mazotoa mihaino sy mianatra fa homba anao Jesosy Kristy Tompo. Hoy ny tenin’Andriamanitra: “minoa an’i Jehovah Andriamanitrareo dia ho tafatoetra hianareo; minoa ny mpaminaniny dia hambinina hianareo” 2 Tantara 20:20. (1) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Isaia toko faha-54 sy ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava - Boky fahenina 'Ny famindram-po ho fanavotana'", Edisiona Hi&Fi, Febroary 2020, p.16. (2) D. Rabarihoela Bruno, "Ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava Raiamandreny Tobilehibe Ankaramalaza, Ny teny fito fanendrena ny asa", Edisiona Hi&Fi, Jolay 1999, p.32. (3) 67 Ha ny 16/12/1974; D. Rabarihoela Bruno, "Manoloana ny asa Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava", Edisiona Hi&Fi. Dadatoa Rabarihoela Bruno (1946-2021) - Zanak'i Mama Volahavana Germaine Nenilava, mpiandry "Fanantenana" (Ankaramalaza, 1976). Nantsoin'i Mama Nenilava hoe "Dadatoa" izy, noho ny tenin'i Jesosy. - Mpiara-miasa sy mpiraki-tsoratra teo amin'i Mama Nenilava nanomboka tamin'ny taona 1974 ka hatramin'ny nahalasanan'i Mama Nenilava tamin'ny taona 1998. - Raiamandreny mpampianatra-mpampiofana ny mpiandry sy ny mpiomana ho mpiandry teo amin'ny Toby 238 FLM Fanantenana 67 Ha nanomboka ny taona 1979. - Mpikaroka-Mpampianatra sy Mpanolo-tsaina momba ny fiaraha-monina sy ny fitondrana. - Mpitory teny tamin'ny radio samihafa (Radio Teny Fiainana, WebRadio HiFi: http://hifi-madanet.org/webradio-hifi/ - Mpamoron-kira masina, nanomboka tamin'ny tarika "Bruno sy Malala" niarahany natsangana tamin'i Nenitoa Malala vadiny, Pentekosta 1972. - Filoha-mpanorina ny Fikambanana "Hira sy Filazantsara" niforona tamin'ny taona 1972 tamin'ny alalan'ny tarika "Bruno sy Malala", natokana tao amin'ny FLM Tobilehibe Ankaramalaza ny 1 Aogositra 1987. Pejy: https://hifi-madanet.org/ Facebook: https://www.facebook.com/unsupportedbrowser Perikopa isan'andro (malagasy): https://hifi-madanet.org/category/perikopa/ Péricope quotidienne (français): https://hifi-madanet.org/category/pericope-fr/ Daily Pericope (english): https://hifi-madanet.org/category/pericope-uk/ Tägliche Perikope (deutsch) : https://hifi-madanet.org/category/perikopede/

Downloadopties in voorbereiding

popular icon
Populair
hd icon
HD-video
audio icon
Alleen audio
total icon
Alle formaten
* - Als de video wordt in een nieuw tabblad afgespeeld, ga er dan naar toe, klik met de rechtermuisknop op de video en selecteer "Video opslaan als..."
** - De link is bedoeld voor online afspelen in gespecialiseerde spelers

Vragen over het downloaden van video's

mobile menu iconHoe kan ik de "Tantaran'ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava │Dadatoa Bruno Rabarihoela" video downloaden? mobile menu icon

  • De site http://unidownloader.com/ is de beste manier om een video of een losse audiotrack te downloaden als je dat wilt doen zonder programma's en extensies te installeren.

  • UDL Helper extensie is een handige knop die organisch is ingebed op YouTube, Instagram en OK.ru sites voor het snel downloaden van content.

  • UDL Client (voor Windows) - de krachtigste oplossing die meer dan 900 websites, sociale netwerken en videohostsites ondersteunt, evenals elke videokwaliteit die beschikbaar is in de bron.

  • UDL Lite - is een handige manier om toegang te krijgen tot een website vanaf je mobiele apparaat. Met deze hulp kun je eenvoudig video's rechtstreeks naar je smartphone downloaden.

mobile menu iconWelk "Tantaran'ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava │Dadatoa Bruno Rabarihoela" videoformaat moet ik kiezen?mobile menu icon

  • De beste kwaliteitsformaten zijn FullHD (1080p), 2K (1440p), 4K (2160p) en 8K (4320p). Hoe hoger de resolutie van je scherm, hoe hoger de videokwaliteit zou moeten zijn. Er zijn echter nog andere factoren om rekening mee te houden: downloadsnelheid, hoeveelheid vrije ruimte en apparaatprestaties tijdens het afspelen.

mobile menu iconWaarom loopt de computer vast bij het laden van een "Tantaran'ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava │Dadatoa Bruno Rabarihoela" video?mobile menu icon

  • De browser/computer mag niet volledig bevriezen! Als dit gebeurt, meld dit dan met een link naar de video. Soms kunnen video's niet direct worden gedownload in een geschikt formaat, dus hebben we de mogelijkheid toegevoegd om het bestand te converteren naar het gewenste formaat. In sommige gevallen kan dit proces actief gebruik maken van computerbronnen.

mobile menu iconHoe download ik een "Tantaran'ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava │Dadatoa Bruno Rabarihoela" video naar mijn telefoon?mobile menu icon

  • Je kunt de video downloaden naar je smartphone met behulp van de UDL Lite website of pwa applicatie. Het is ook mogelijk om een downloadlink te sturen via een QR-code met behulp van de UDL Helper extensie.

mobile menu iconHoe download ik een audiotrack (muziek) naar MP3 "Tantaran'ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava │Dadatoa Bruno Rabarihoela"?mobile menu icon

  • De handigste manier is om UDL Client te gebruiken, die ondersteuning biedt voor het converteren van video's naar MP3-formaat. In sommige gevallen kan MP3 ook worden gedownload via de UDL Helper extensie.

mobile menu iconHoe een frame van "Tantaran'ny Fanehoam-panokanana an'i Mama Volahavana Germaine Nenilava │Dadatoa Bruno Rabarihoela" video opslaan?mobile menu icon

  • Deze functie is beschikbaar in de UDL Helper-extensie. Zorg ervoor dat de optie "Knop weergeven om screenshot van video op te slaan" is aangevinkt in de instellingen. Er zou een camerapictogram moeten verschijnen in de rechterbenedenhoek van de speler, links van het pictogram "Instellingen". Als je erop klikt, wordt het huidige frame van de video opgeslagen op je computer in JPEG-formaat.

mobile menu iconHoeveel kost het allemaal?mobile menu icon

  • Helemaal niet. Onze diensten zijn absoluut gratis voor alle gebruikers. Er zijn geen PRO-abonnementen, geen beperkingen op het aantal of de maximale lengte van gedownloade video's.